fankalazana ny 7 febroary

1. bazylou ( 07/02/2015 16:53)
ny atsasany teny mahamasina , nomena sy niady vola 15000ar avy amin'drajao .
ny atsasany teny ambohitsirohitra nankalaza sy nampahery ny fony.

Mafy ny fit adiavam bola marina...................

beuurrk
novalian'i endriny ny 09/02/2015 15:53
2. ombelline ( 09/02/2015 13:55)
io ihany no efa nahafaty t@ 7 fév ...
ilay ra lavanify aza tsy hita popoka nefa iny évènement iny no tena nahatafita azy ... Mahamenatra
3. endriny ( 09/02/2015 15:53)

ombelline:

io ihany no efa nahafaty t@ 7 fév ...
ilay ra lavanify aza tsy hita popoka nefa iny évènement iny no tena nahatafita azy ... Mahamenatra


Ka io ilay fomba fitenin-dry zareo hoe: "Mila lafika" koa. Dia ireto no nety natao lafika tao. Ka ianao aza lafika koa inona no omeny anao eo intsony... Aza fady fa izay mihintsy no fomba fiteny ao a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.13