Sarotra tenenina i Rajaonarimampianina dia aleo hirodana any

1. rabaradaka ( 17/07/2015 06:45)
Andriamatoa Hery Rajaonarimampianina o, efa impiry no nitenenana anao hoe aza miaraka intsony amin'iny Rivo Rakotovao iny fa hamotraka anao iny, nefa dia mbola izy n eo an-kavananao rehefa mandeha hianao. Tapaka ny hevitra fa ianao mihitsy no hesorina atsy ho atsy amin'izay miara-miala ianareo ! Olona jiolahim-boto toa ireny ve no iarahana sa dia efa jiolahim-boto koa ny Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka (na dia 9% fotsiny aza).
2. rabaradaka ( 07/08/2015 11:53)
Izao vao tonga saina i Hery Rajaonarimampianina hoe tsy mamely tokoa ity Rivo Rakotovao ity. Fa maninona no miandry efa hirodana ny fitondrana vao tonga saina e ? Tena "miram" be ny sain'ity Hery Rajaonarimampipanina ity
3. ashley.fabia14 ( 14/09/2015 05:23)
TENA RA@KO MANOKANA TSISY ILAIVAKO AN IO HERY NAREO U MARINA E MANAO FIAINANA SY ZAY MAPETY N AO ATRANON IAN N ATAON FA RA ZAY IJERY VAHOAKA TSIS@LE RANGAH U MITS ZA TEN TS TY MAIZIN ANIO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3144