tsy hilamina io krizy pôlitika io ra tsy rava io Assemblé Nationale io

1. tovorandria ( 06/07/2015 15:19)
tsy ny fahantran´ny vahôka no jerena fa ny ady seza sy ny fitiavana-tena sy fitiavam- bolan´ireo député ireo, ary misy tsy leo manongana mitsy koa satri efa zanaka panongana a, efa aretina raiki- tapisaka amin´ny sasany mitsy le manongana mba angalana seza ahafahana mivarotra sy mandroba ny harem- pirenena ndray.
mbola tsy tonga saina iany v amin´izao fahantran´ny vahôk izao????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1428