Misaotra be dia be an'ilay fanjakana e... tamin'ny fanafoanana ny fandefasana ho andevo ny vehivavintsika

1. endriny ( 26/05/2015 14:08)
Ela ny ela ka mba misaotra an'ity fanjakan-dRajao ity ny tenako.

Mba hitany ihany ny hoe tsy tokony alefa andevozin'ny olona any Arabia ny vehivavy Malagasy...

Mankasitraka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0893