Vaovao tsara ho fantatra ary azo tamin'ny fivoriana farany

1. rabaradaka ( 16/05/2015 06:50)
Vaovao farany tiako ho ampitaina
1- Tsy ho ravana izany any Assemblée nationale satria tsy hanaiky ny Communauté Internationale fa nisy volabe an-dry zareo tafiditra ao ary azo itarafana koa ny volonté populaire et de la démocratie ny Assemblée nationale na dia feno jiolahy aza,
2- Hisy ny fametrahana ilay assemblée constituante izay rafitra manokana mihitsy hanomana ny fifidianana ny Lalampanorenana (élections de la constitution) satria endrika Constitution maromaro no ho fidiana
3- Tsy maintsy ho rava io gouvernement io ary alohan'ny 26 jona raha ny fampanantenana nataon'i Hery Rajaonarimampianina
4- Tsy maintsy hiverina ry Zafy Albert sy Rajoelina Andry
5- Ny Eveka rehetra dia manakiana ny fitodrana ary vonona hiroso amin'ny fandrodanana ity fitondrana ity raha tsy matotra ny fanapahan-kevitry Her. Amin'ny fomba ahoana moa no hahatongavan'ny Eveka hahavita izany ?
Halefako eto amin'ny manaraka ny chronogramme mazava fa aleo aloha hody kely any Itasy sao maty ny trondro ompiako ao
novalian'i bazylou ny 16/05/2015 18:28
2. bazylou ( 16/05/2015 18:28)

le 4- tsy mino aho.

Ny ambiny dia tena lavitry ny afo ny kitay.


beuuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2744