Taratasy misokatra ho an'ingahy Ravalomanana
1. rabaradaka
(
07/08/2015 11:47)
Andriamatoa Marc RAVALOMANANA,
Na dia betsaka aza no TIM voafidy dia azo lazaina fa tsy fahombiazana ihany raha antoo lehibe sy goavana nanana ny mahaizy azy no toa izao no vokatra. Inona no antony ?
Tany amin'ny Faritra Boeny no hakako ohatra. Vitsy dia vitsy ny mpifaninana ho Ben'ny Tanàna TIM no voafidy, satria nahoana ? Ny olona natoloty Lanto Randrianatoandro sy Ola Ramalason vadiny dia oona tsy ankasitrahan'ny vahoaka. Nanao tery vay manta ny vahoaka loara izy mivady ireo tamin'ny olona natolony, vokany betsaka no tsy tafavoaka.
Antsirabe renivohitra koa dia fantatrao tsara fa nandamoaka ny TIM. Ekeko fa misy tsikombakomba eo amin'ny Paul Razanakolona sy ry Olga Ramalason ka nahatonga iry voalohany ho voafidy, nefa na izany aza dia henatra sy baraka ho an'ny TIM izany resy ao Antsirabe izany.
Mbola tsy tonga saina foana ve ianao Andriamatoa Ravalomanana amin'ny ataon'ireto olona manodidina anao izay efa tena mankaleo sy mahatofoka ny vahoaka ? Ry Ola sy Lanto Randrianatoandro mivady, Zoharimihaja Solofonantenaina sy ny forongony, Mamy Rakotoarielo sy ireo sipakeliny ...
Raha tehampahomby ny TIM ianao amin'ny fifidianana manaraka na izay mety hilanao ny vahoaka amin'ny manaraka dia esory tsy ho hitan'ny olona intsony ireo olona ireo.
Teny atsipy amin'ny manam-panahy (raha manana tokoa ianareo).

novalian'i Hasnfan ny 10/09/2015 10:18
2. hery
(
07/08/2015 11:52)
Izaho aloha mahita hoe kely loatra ny fotoana nananan-dRavalo ka tsy nahafahany nanomana olona tetsy sy teroa dia voatery niankina amin'ireo olony taloha ihany izy... nefa ireny efa nisy niova fo.
Na dia i Patrick lasa mpiara-miasa amin'i Lalao ao Antananarivo io fotsiny aza dia mila jerena hoe fa inona no antony.
Farany, tsy maintsy mandoa ekolazy koa i Ravalo fa tsy azony atao ny mitsipaka ireo olona nitazona ny antoko mba tsy ho faty nandritra ny tsy naha teo azy. Politika daholo izany e. Ho hita eo ny ataony amin'ny 2018

3. rabaradaka
(
07/08/2015 11:57)
Dadatoa Hery a, heverinao ve fa hampanjary zavatra io Patrick miaraka amin'ny Lalao Ravalomanana io ? Tsia avy hatrany ny valiny ! Ireny ange ka mahavita mandrora olona mihitsy e !
4. rhaj0
(
13/08/2015 16:14)
'ndana azany ampio Ra8 ry izy mi-tsam a...
'nareo toa manantena tsy misy eo kouh... rehefa tsy hanao ianareo dia io ataon'ny olona io kouh..

5. maningana
(
20/08/2015 11:57)
ianareo koa no ho lany fotoana @ ireo mpanao politika reo fa hita oe MANAO VAZAHA MODY MIADY DAHOLO reo, ref mis mahazo toerana dia mahay miteny izay tiany lazianadôly tss
6. Hasnfan
(
10/09/2015 10:18)
ny an-dra8 ne ts mis irarainy ze isan'ny maire marobe any e!rehefa azony fotsiny tanà dia mlamina izy satri ny but-any dia ny ho las filoha@2018
=>ny maire ny capital mants no manana ny logique ho filoha satri jereo rav8,andry rajoel,...donc mora2 @ny ny ho las filoha