Lalàna vaovaon'ny asa indray e

1. mpisotrtoaka ( 05/11/2015 15:28)
Asa na ho lany na tsia fa hiakatra 20% amzay hono ny hetra ho an'ny mpiasa mandray + de 250 mil ariary !
novalian'i endriny ny 16/11/2015 07:51
2. endriny ( 16/11/2015 07:51)
hihihihiih efa vitsy ny mpiasa dia mbola hakana hetra be ihany? Mahafinaritra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5001