Ampy izay

1. rabaradaka ( 26/11/2015 08:47)
Mahagaga fa efa ela no leo ny vahoaka nefa dia mangina. Aiza ve ka hatramin'ny fanendrena ny membre de CENI teo dia nidiran'ny Première Dame !! Soa ihany fa tsy tafiditra ila Général efa nakany vola be fa raha tafiditra teo iny dia novakiako bantsilana mihitsy.
Dia tsy misy ataon'io ramatoa io raha tsy maka vola fotsiny ary miray tsikombakomba izy mivady.
Ka i Voahangy Rajaonarimampianina kosa ange manao Grande surface ao La Réunion dia mila vola be e ! Fa na izany kosa aza e !
Ampy izay tsy fahaizana izay !
Ampy izay kolikoly izay !
Ampy izay didy jadona ataon'i Voahangy Rajaonarimampianina izay
AMPY IZAY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3646