Fa maninona no mitazam-potsiny e ?

1. rabaradaka ( 22/01/2016 09:45)
Mahagaga mihitsy isika malagasy ireto, raha sendra zavatra iray ka hampandroso dia maika ery isika hitsikera izany, fa raha zavatra efa hita fa mikoroso fahana dia tsy mampihontsina antsika.
Iza no tsy mahalala ny adalana ataon'i Voahangy (Première Dame) mikasika ny fakana vola etsy sy eroa, ary ny mahazendana dia lasa mpisoloky mihitsy io ramatoa io izao.
Ny mpamatsy vola antsika dia maheno sy mahalala amin'ny antsipirihina izany zavatra izany ary izay indrindra no tsy mbola hisian'ny famatsiam-bola indray amin'ity taona 2016 ity.
Dia mitazam-potsiny fotsiny ramalagasy
2. vahiny2004 ( 22/01/2016 10:21)

Efa vizana ? Tsy misy mpitarika intsony ?
3. MYGA ( 23/01/2016 07:32)
Manahona daholo;ka inona tsony moa no azon'nyMalagasy atao eo ;miandry zay higadonany ATODY TSY MIADY AMAM-BATO
4. tovorandria ( 29/01/2016 21:35)
ka n´inona2, ze tonga eo tsy maintsy hangoron-karena iany no tanjony ary ny hampahantra ny malagasy fôna ko, azy ny fahefana zao d manampatra izy. Mahereza daôly isika gasy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4215