Ahoana marina NY hoe; Matotra e?

1. Kerika ( 14/10/2017 18:18)
Otrany tena tsy hay intsony ny marina
@ lay hoe matotra aho.
Satria tia milalao aho,
Tia sangisangy sy be vazivazy.
Mahatanteraka tsara ny andraikitro tsara ihany koa aho
Mora tezitra nefa mahay mandefitra,
Nfa amiko ireto toatra(3) ireto ni mandafitra NY fahamatorana
1)caractère
2)conduite
3)habitude...



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0843