OLANA POLITIKA=VAHAOLANA POLITIKA ?

1. Azrael666 ( 19/10/2023 09:25)
Tsy azoko mihitsy io hoe "aleo ny olana politika hitadiavana vahaolana politika" io!
Amiko dia ny Lalana no mifehy ny zavatra rehetra matoa misy ny Lalana velona (Droit positif) sy ny Lalan'ny Natiora! Rehefa tsy ambanin'ny Lalana dia FANJAKAN'NY BAROA amiko.
Na ny any amin'ny Fiangonana miteny hoe aza:"Tsy ambany Lalana fa ambany Fahasoavana", dia mitohy hoe:"Ny ambany fahasoavana dia mahatanteraka ny Lalana".
Tsy hoe rehefa tsy metimety amintsika ny Lalana, dia tsy ampiharina, fa "La loi est dure, mais c'est la Loi". (DURA LEX SED LEX).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2287