FAMPIHAVANAM-PIRENENA MAMPIAHIAHY

1. RUZ9 ( 28/08/2017 14:09)
NY ANTOKA HO AN'NY FAMPIHAVANAM-PIRENENA
Ny tena fampihavanam-pirenena ; Iza no ilaina hampihavanina ? ; Iza marina no hampihavana ? ; Sao hamerina tantara ?
Ilaina ve ny fampihavanam-pirenena ?
Raha eny, valio alio aloha ireo fanintaniana ireo, azafady,
Manaraka an'izay, hadinoy ny fehin-kevitra rehetra tapaka tamin'ilay sarintsarina fampihavanam-pirenena teo, raha tsy izay voasoratra ao amin'io rohy eo ambony ( http://cyrius.unblog.fr/?p=1529 ) io no hotanterahina.
Izao no antony :
Nadika be fahatany tamin'ny fampihavana frantsay,200 taona lasa izay iny fampihavanana iny, na ny devise " pardon ; oublie " aza.
" Restauration " na famerenana no natao anaran'ilay fapihavanana tamin'ny 1814 iny, izay nametrahana an'ingahy Louis XVIII ho mpanjakan'i Frantsa indray, rehefa niongana ny Bourbons nanomboka tamin"ny 1791.
Fandikana be fahatany nefa ilay an'izy dimy lahy teo mety ho sivy lahy, raha isa no jerena.
I Louis XVIII izay vao voatendry ho mpanjaka, mantsy, no nitarika ny fampihavanam-pirenena frantsay, niaraka tamin'ny loholona,
Manahy izahay hahita louis XVIII eto mantsy, raha ireny fehin-kevitra tapaka ireny, miaraka amin'izay ny " cause raciale " (taranak'andriana ; taranaka saranga hafa, fipoiran'ny fanavakavahana ara-poko indray,
NOHO IZANY, tsy azo ekena iny, raha tsyizaho manoratra, RUZ9 no Louis XVIII, ary lazao ofisialy, aloan'ny fanombohana ny fampihavanam-pirenena.
" tsy miamboho adidy AHO ".

novalian'i RUZ9 ny 28/08/2017 14:14
2. RUZ9 ( 28/08/2017 14:09)
Araky ny nahafantaranao an'i RUZ9 hatramin'ny jiona 2010 teto amin'ny serasera.
Fampihavanana ? Ato lalam-panorenana, ny fampihavanana ny vahoaka sy ny lalmpanorenana.
Ato ny fampihavanana ny vahoaka sy Andriamanitra /]sy ato koa
Fanabeazam-bahoaka ara-baiboly, sy araky ny kolontsaina malagasy no anton'io tranonkala io.
pejy ity sy ny hafa voasoratra eto, moa, fitiavan-tanindrazana, fitiavana hanatsara zavatra, fitiavana hanova zavatra,ho metimety kokoa, no antony namoronana azy, ary i RUZ 9 ihany, tsy misy dian-tanan'olon-kafa no nanorina azy.
3. RUZ9 ( 28/08/2017 14:14)
Tsindrio tsirairay ny teny voatsipika rehetra, dia hisy pejy hisokatra ao hahazoanao tsara an"izay tiana hambara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2086