Nahoana no mbola Ravalo sy Rajoelina no tafa 2e tour?

1. hery ( 04/01/2019 16:20)
Anisan'ny mahavaka ny saiko mihitsy io fanontaniana iray io. Efa 36 be izao ny kandidà nirotsaka. Nisy tamin'ny karazany avy, artista, pasitera, avocats, mpamboly, olontsotra sns, nefa dia mbola Ravalo sy Rajoelina ihany no tafita amin'ny 2e tour. Fa nahoana??? Nefa efa fantatra fa raha vao izy roalahy ireo no tafa 2e tour dia tsy maintsy hisy foana ny tsy hanaiky resy na ny andaniny na ny ankilany, ary tsy maintsy hifampitady eo foana.

Inona izany no nahatonga ny gasy tsy nifidy kandidà hafa?
2. tovorandria ( 04/01/2019 18:53)
Amiko manokana, matoa Ravalo mbola tafakatra 2e tour d tsy adinon ny vahoaka malagasy mihintsy ny Soa nataony taminy, ary mikasika an´i Radomelina bois de rose kosa in1 d io zvt iod efa noteren ´ny ire frantsay sy karana izay pamatsy vola azy terena amboletra tsotr zao oe tsy maintsy izy no ho lany, ampanjakaina ny herin ny vola ary na 1e tour na 2e tour d efa hala bato bevava fona no nisy teo, zany oe Ravalo d nofidin ny vahoaka hanarina an´ilay firenena in1 ary Bois de Rose mividy ny ceni sns reetra mba hanendry azy tsotr zao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1249