Ry malagasy,sahia mijoro manohitra ny tsy fahamarinana, fanjakan devoly no misy eto 
D efa voahozona mintsy ve ny vahoaka malagasy d io rajoelina mpangalatra,pandainga, mpandroba io no itondra azy,???
Miantso ny malagasy rehetra hitsanga tsy hanaiky ny halatra be vava vitan io rajoelina io fa tena loza ho an ny taranaka faramandimby io, hibaby ny ngidiny ny taranaka raha io no hitondra eo |
Valio |
Miverina eny ambony
Tsara raha mianatra zavatra tsara isika Malagasy fa potika tanteraka ny toen-tsaintsika, ary tsisy zavatra anjary ny hoavin'ny taranaka ra toy izao foana no fomba hitondrana ny firenena.
Nomen'Andriamanitra tany tsara sy mafinaritra, ary feno harena isika fa potik'ireo mpanao politika sy ny fitaovany dia isika vahoaka izany. |
Valio |
Miverina eny ambony
Za mieritreritra oe tena efa voahozona mihintsy ny malagasy ry rajoelina no itondra azy,d ho ripaka hatreo ko ny harem pirenena rehetra |
Valio |
Miverina eny ambony
Valio |
Miverina eny ambony
Ny fitiavan tenan i foza sy ny fitiavan kareny no Namonoana olona maro,izao izy miliardaire ny vahoaka 4mis daoly |
Valio |
Miverina eny ambony