Fa fitondrana inn ity eee?????

1. Tovorandria ( 20/03/2019 21:28)
Atao daholo ze fomba reetra amongorana ny tsy eo @ fitondrana toa an dra8, d atao daholo n1 ny fika2 reetra angalarana @ ity fifidianana depute oavy ity, tena fitondrana ry b molotra sy ry bois de rose marina , zao d ts menatra manitsakitsaka lalàna mandrotsaka ny kandida @ anarany manokana nefa efa voararan ny lalàna zay, sa ve oe anao alo zao ny fahefana d manampatra fahefana@ tsy rariny satri samy ho faty iany???,
Nanenjika an dra8 ery rajoelina t@ 2009 oe tsy azo apanofaina ny tany malagasy nefa zao??? Namidy ambogadiny an i Maurice, mba menatra rey olona fa tss ts mahalala anzany ane e, ny vavanao iany no miverina ary ifototra aminao, championnat @ lainga sy ny koli2 avo lenta
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3024