io izao dia lasa toa ny hoe, dia paranoiaque ny tena, fa toa isakan'izay mihetsika ilay Rajoelina dia mamofona kapa foana.
Nefa moa, rahefa mahatakatra tsara ianao (na izaho) hoe
- taiza ilay IEMNM no notefitefena?
- taiza ilay IEMNM no naderadera voalohany?
- taiza ireny volabe (ecolage) nafafifafy t@ propagandy ireny?
- na koa hoe, ho an'iza tsara hoe ny allegeance-n'ireny citoyen francais ireny?
- sy koa hoe, misy tanana be zatra nivonkona anie ao... ary misy tanĂ na be koa any Maorisy sy Dubai na France sns...
Dia tena dia hotry ny dia tena dondrona na mora rebirebena izany izay mahita fa manja
daholo izay fofompofon"ilery ao.
Fa raha izaho k'lou dia tsy ho isan'izany, f'aleoko paranoiaque migenongenona lava hoe, mamofona kapabe
daholo izany eee....