Rainisolelaka

1. rhaj0 ( 24/01/2019 12:12)
Ho anao izay te-hirotsaka @ izany gvt izany...

Io izany mety hoe, sahala @ (hauts-)fonctionnaires rehetra ihany, dia (tsy maintsy) miasa ho an'izay lany eo eee...

Fa diniho ny Tantara ee... Jereo ry Tillerson sy ry Mattis rehefa niaraka t@ Trump tao. Hoe, zareo izany no "olon-dehibe" ao @ garderie, ka hoe, hanao ny raharaha araka ny lalàna sy soatoavina 2019. Fa tena niala maina (sa lena) eee...

Itsimanaoafatsynysaimpantany angaha mahalala izany lalàna sy soatoavina 2019 izany. Ny hamango ho azy sy ny namany no ataony, miaraka @ izay revireviny fony nitaingin-tamboho no ampihariny, fa tsisy takany mihintsy ny pourquoi sy comment ny raharaham-pirenena. Ary ny tanana zatra nivonkona, nanao anterisetra ny olona, sy nivarotra ny tanindrazana, dia ... tsy mety hitsotra io ee...

Fa dia ho ao ianao izany. Zahay aty @ peloozy moa dia rahefa mi-caricaturiser ny zava-misy, dia mahita anao toa an-dRainisolelaka. Fa dia ho avy tsy ho ela ilay misolelaka-ny-tsy-fisolelaka, fa illery, angaha mandraharaha an'izay ianao.

Dia zahay aty @ peloozy koa moa haninona.. billet-n'ny gradin azany tsy takatray, fa ianao eo ambony kianja izany, mahatatesa ny vavan'ny peloozy ee ... Fa rahatrizay hiala eo ianao, dia ho lasa tsy-an-tany-tsy-am-parafara fa lany-zara eeee..
2. elien8 ( 25/01/2019 05:44)
bonjour !
misaotra aminy torohevitra nataonao fa zava dehibe amiko
3. Tovorandria ( 25/01/2019 12:20)
rhaj0
Ny mpisolelaka d fena ra mpanao politika gasy , n mpanao politika gasy makorelina ara politika na lahy io na vavy toan dry jaona elita Cathy sns, fantatra n1 fa itsy no malazalaza d any n1, ny mpanao politika gasy ts ampy solaitra , satri baikon ny vola, mbola ts ain zareo zany oe fanaovana politique zany,fa ze ampibotsina ny paosy no atao
4. Dreamlover14 ( 04/02/2019 20:51)
Misy bandy mampme be fona hoa isak'izay misy sujet eh. Lery mamoaka sary nandranandra izany sady somary hors sujet.

Juste remarque kely fa ilay madagasikara tena mampalahelo an. MBola misy gasy kanadianina hono ao an-dapa ao sy any @ ministera eh. Dia miandry isika hoe hanova ilay système gasy ve rizareo mba hiha-tsara sa hovain'ny système gasy hanaraka ny hafokana rehetra misy ?
5. rhaj0 ( 05/02/2019 01:38)
K'io mihintsy izao no mampanahy ben'ihany.

i Rajao anie ka niboaka Trois-Rivieres ee... izany no nahavaky vava ahy mihitnsy hoe, letia ee.. anarany fotsiny izany ilery mba nahita sy niaina izany ezaka be @ demokrasia sy ny soatoavin'ny 2000, na balance des pouvoirs na transparences na ny ethiques na fitsinjovana ny tontolo iainana, sy izay fomba fiasa sy fiaina ary fisainana ankapobeny koa ee... fa hhhheeeeee.... Nahavaky vava mihintsy hoe, ilery angamba fony taty dia nigoboka tao andava-tranony tao fotisny fa tsy niaina kanadiana..
6. Tovorandria ( 14/02/2019 17:28)
Dia minoa ko ve rhaj0 fa tena nianatra marina rajao??
Ny mpitondra an i dago rhaj0 d tsy itako izay mba tena nandalina lalina t@ izany fianarana zany fa resaka ka resaka,Zafy Albert irery hatreto no ita ary nanaporofo ny fahaizany amam pahalalana zany ary nampiantra io fahalalana io t@ fitondrany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2087