Manaraka ny lojika

1. hery ( 12/01/2019 08:15)
Raha tena hoe nisy ny hala-bato kosa dia tsy tokony hizesta eo anatrehan'Andriamanitra

novalian'i rhaj0 ny 22/01/2019 03:25
2. Tovorandria ( 12/01/2019 20:11)
Za d midera ny fihetsik i Ravalo @ fanetren tenany, Manam panahy,manan tsaina ary manana traikefa betsaka indrindra t@ filoha rehetra nifandimby teo, ary olona teny tia tanindrazana, mametra panontaniana aho oe fa olom boahozona ve ny gasy no jiolahim boto, mpangalatra,mpandainga ,mpanao kolikoly avo lenta ôtran rajoelina no terena atao filoha, tena nanjaka ny herin ny vola t@ iny fifidianana 2018 iny, ary ny marina mitavozavoza hono tsy maharesy ny lainga tsara lahatra,ilay marina mitavozavoza d ra8 ary rainlainga d rajoelina, ts i s interesse an ze fivavahana any ko izy satri mieritreritra oe izy no Andriamanitra, azy ny tany sy ny lanitra
3. NytenakoIhany ( 14/01/2019 04:21)
Ny tsy fijabahan'ny raharaham-pirenena @ raharaham-piangonana no antony, tahaka ny hoe ny raharaham-piangonana tsy tokony hiditra @ raharaham-panjakana.

Ita hoé fanapakevitra mendrika sy feno fahendrena izany.
4. Tovorandria ( 14/01/2019 17:47)
Ara bakiteny iany tompoko no ts tokony idiran ny fiangonana ny fitondram panjakana, fa ts afa misaraka ireo araky ny article 48 ao @ constitution, fa zao refa misy ilavana ny fiangonana mahay miahatsara ivelatsihy sy manafin keloka,nefa refa noterena ho lany filoha ka lany tokoa d adino ilay ao ambony ary tadidio ny ao ambony ts mijery miakatra fa midina ka ze nanao rats reetra mbola hoavy @ny ny patsa 1 ts omby vava, ary marina ny an drahery ra zvt azo t@ hala bato d aza izestiavana tokoa Atra
5. Tovorandria ( 14/01/2019 17:49)
Sô mieritreritra n1 oe ivarotra hanapitra harem pirenena avy eo ipitsika fa tss miala eo!!!
6. NytenakoIhany ( 16/01/2019 09:54)
Itako tena marary be ny fon cé...Mahereza

Manaraka ny lojika hoy ianao mandalina, misy lojika tokony ho dinian'ny mpomban 'ny Ravalomanana be dia be @ resaka fifidianana vao ho lany izy na ny olona atolony.

Misy zavatra tsara amafisina dia misy toe-tsaina tokony hiova.
Raha itany izay, lany izy.

Mba toro hevitra kely fotsiny itsinjovana ny ho avy

Mirary soa hoan'ny firenena
7. rhaj0 ( 22/01/2019 03:25)
Ka t@ taloha teo, i Beatrice Attalah avy @ CENI, lazaina hoe independent (sy neutre), k'inona ny teo fa tsy namonjy ny gvt ilay ramatoa.

Io ho'a sahala @ hoe, ilay arbitre, rehefa vita ny baolina, dia lasa namonjy ny Ekipa iray

Dia t@ namoaka ny valim-pifidianana HONO, dia nifandom-bera t@ Rajoelina i Hery CENI.

Dia io indray (ny gvt an') i Ntsay, nampinoana ny gasy hoe mba tsy miandany rehefa mikarakara fifidianana, kay mbola tsy nivadika akory ny lera dia efa namonjy ny ekipa iray indray ilehio.

i Ntsay aza hadino fa anadahin'i Manorohanta, ilay ministry ny fiarovam-pirenena fony Ra8, fa Cecile no voalohany namadika palitao ampahibemaso, ary sirika (na hoe tsy niafina fa nirehareha) taty aoriana fa nahazo valisoa avy t@ Frantsay, ka lasa Commandeur de la légion d'honneur... français, azafadikely an...
https://www.madonline.com/cecile-manorohanta-elevee-a-la-dignite-de-commandeur-de-la-legion-dhonneur/

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1466