Ahoana indray re zany e? Ngah tsy manana souverainneté nationale eto no hanihan'ny Frantsay? Fiarovana sezan-dRajoelina daholo ve no anton'izany? Ofisialy io vaovao io omaly nataon'ingahy Préfet any La Réunion, Patrice Latron. Andao isika hiara-mitolona ho an'ny tanindrazantsika fa tsy rariny izao?