BAREA SY NY POLITIKA

1. Azrael666 ( 28/08/2025 04:10)
Ela ny ela fa mba tafakatra final ihany ny BAREA Madagascar! Faly ihany ny tena saingy lasa ihany ny saina. Hadinontsika daholo ny olantsika sy ny crises rehetra: ny vidim-piainana midàngana indrindra indrindra, fa ALEFA BAREA! Delestazy, tsy fandriam-pahalemana, fanampenam-bava, fanitsakitsahana zon'olombelona, sns. Tena mampivanitika mampalahelo ny mahazo antsika Gasy: hadinontsika TAMPOKA koa Ambohimalaza (sy ny beladaonina), fa raikitra ny ALEFA BAREA!!!
Hoy Edmund Burke: "Pour que le mal triomphe, il suffit que l'homme de bien ne fasse rien". Te hampisaina antsika aho hoe SAO DIA EFA MISY MPANJAKA TAMPOKA ETO MADAGASIKARA IZAY VAO HO TAITRA ISIKA, SAINGY EFA HO DISO AORIANA LOATRA AMIN'IZAY!
2. Gazated74 ( 09/10/2025 08:07)
Azrael666:
Ela ny ela fa mba tafakatra final ihany ny BAREA Madagascar! Faly ihany ny tena saingy lasa ihany ny saina. Hadinontsika daholo ny olantsika sy ny crises rehetra: ny vidim-piainana midàngana indrindra indrindra, fa ALEFA BAREA! Delestazy, tsy fandriam-pahalemana, fanampenam-bava, fanitsakitsahana zon'olombelona, space waves, sns. Tena mampivanitika mampalahelo ny mahazo antsika Gasy: hadinontsika TAMPOKA koa Ambohimalaza (sy ny beladaonina), fa raikitra ny ALEFA BAREA!!!
Hoy Edmund Burke: "Pour que le mal triomphe, il suffit que l'homme de bien ne fasse rien". Te hampisaina antsika aho hoe SAO DIA EFA MISY MPANJAKA TAMPOKA ETO MADAGASIKARA IZAY VAO HO TAITRA ISIKA, SAINGY EFA HO DISO AORIANA LOATRA AMIN'IZAY!


Marina mihitsy ianao ry namana. Faly isika amin’ny BAREA, fa tsy tokony hadino ireo olana lalina eto amin’ny firenena. Tsy maintsy mahay mandanjalanja ny hafaliana sy ny fahatsiarovan-tena isika.
3. nikolasalexander1 ( 5 andro lasa)
Azrael666:
Ela ny ela fa mba tafakatra final ihany ny BAREA Madagascar! Faly ihany ny tena saingy lasa ihany ny saina. Hadinontsika daholo ny olantsika sy ny crises rehetra: ny vidim-piainana midàngana indrindra indrindra, fa ALEFA BAREA! Delestazy, tsy fandriam-pahalemana, fanampenam-bava, fanitsakitsahana zon'olombelona, classroom6x sns. Tena mampivanitika mampalahelo ny mahazo antsika Gasy: hadinontsika TAMPOKA koa Ambohimalaza (sy ny beladaonina), fa raikitra ny ALEFA BAREA!!!
Hoy Edmund Burke: "Pour que le mal triomphe, il suffit que l'homme de bien ne fasse rien". Te hampisaina antsika aho hoe SAO DIA EFA MISY MPANJAKA TAMPOKA ETO MADAGASIKARA IZAY VAO HO TAITRA ISIKA, SAINGY EFA HO DISO AORIANA LOATRA AMIN'IZAY!


Marina izany. Mitondra firaisankina foana ny fanohanana ny Barea na ao anatin'ny fotoana sarotra aza. Tsara foana ny mifanakalo hevitra toy izao mba hifampaherezana sy hahazoana fomba fijery vaovao. Misaotra nizara!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0926