Politika

boalimena ( 01/07/2005 10:29)
Mahavariana ihany ny resaka politika any Madagascar any,na hoe ny antsika Malagasy é,vao avy nankalaza ny 45 taona ny fahaleovantena i Madagascar,ary voa kilasy ho isany firenena mahantra indrindra ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 23:34
nazi ( 30/06/2005 17:28)
Manotany aho hoe mety mbola ho lany ve Ravalomanana amin'ny fifidianana manaraka? Dia ra non dia mety ny ho ireo tranainy reo ihany kou ve no mbola hiverina? Toa ho hafahafa ihany ko!!:-w:-w... tohiny
joda ( 29/06/2005 15:38)
philibert tsiranana ratsiraka didier zafy albert ra8... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2005 22:42
ravatorano ( 28/06/2005 06:17)
ny fahaleovan tena-mpirenena iny. Ny tena nanaitra ahy tamin ny kabarin Ingahy Ravalomanana tamin ny kabary fiarahabana ny asaramanitra dia ny filazany fa afa-trosa tanteraka i madagasikara ka tsisy ... tohiny
Tanala ( 26/06/2005 12:19)
Arahabaina ny gasy tratry ny 45 taona ny fahaleovan-tena,45 taona ny tsy fahombiazana ara-politika sy ara-toekarena. :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry: Sitrany ... tohiny
novalian'i fijo ny 04/07/2005 23:51
ravatorano ( 23/06/2005 06:25)
Lors de la seconde assemblée générale qui s’est tenue hier après-midi, à l’hôtel Soimanga, à Manakambahiny, les 3 « N » ont finalisé les structures et les hommes chargés du suivi des rÃ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/08/2005 22:07
ainaheri ( 17/06/2005 10:06)
Mety anisan'ny firenena mahantra voafafa trosa v i MDG? D inona no tombondalana azontsika ra ao anatiny sika? ... tohiny
novalian'i palince ny 08/09/2005 08:36
maditra ( 15/06/2005 21:44)
Manaja an'ireo olo-maventy (Pr Zafy, Andriamanjato Richard, Voninahitsa, Saina Michel, sns) izay mitarika ny opposition ny tenako, ary manaja ny mpitondra koa. Olona samy tia tanindrazana ireo, ary iz... tohiny
bebeto ( 14/06/2005 16:53)
fantatra izao tao aorinan'ireny conférence nationale teto Antananarivo ireny fa te-hanangana rafitra tetezamita ny mpanohitra eto Madagasikara , ho antsika Malagasy ilaina ve izany @izao fotoana izao... tohiny
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:28
ravatorano ( 14/06/2005 08:07)
Efa miomakomana amin izany sahady izao ny antoko politika samihafa .Ny sasany aza moa dia mitady izao teteza mita izao izay hita fa fanonganam panjakana tsotra izao.Amiko ireny dia ilay tsy mahari boa... tohiny
novalian'i eh ny 23/06/2005 11:22
hery ( 31/05/2005 09:56)
Toa nisy filazana (sy fireharehana) hoe betsaka ireo nanaiky ny fijerena ny loharanonkareny sns mba hialana amin'ny mety ho fampiasana volam-bahoaka. Mety ho azo fantarina izany amin'izao fotoana iza... tohiny
ainaheri ( 31/05/2005 08:54)
Maro ny resaka mande momba andra8 eny nisy ny ezaka nataony nefa ao ko ny tsy mahafa po d mangataka ny sasany mba ialany ka ra ny evitro ndray maninona ra soloiny ny gouvernementany satria misy tsy ma... tohiny
novalian'i zandrypte ny 22/06/2005 10:39
Jaomalandy ( 26/05/2005 19:38)
Maro gasy mihevitra fa tsara ny fitondran'i Ratsiraka ka mitady zay fomba hiverenany. Na inona lazanao na inona tsy misy olo credible afaka hanohana ny fiverenanan-dRAtsiraka eo @ fitondrana ra tsy i... tohiny
novalian'i pika ny 01/06/2005 05:11
stephan ( 25/05/2005 07:02)
Ahoana ny hevitrareo amin'ity hoe nisy nahita izany fitaovam-piadiana tao amin'ny magro toamasina izany? Fanafenana ny marina ataon'ny fanjakana ve sa hetsika mba hirotahan'ny olona amin'ny orinasa t... tohiny
novalian'i pika ny 01/06/2005 05:14
pwarkerry ( 24/05/2005 16:52)
manahona daholo ry gasy liana amin'ny politika ! mampalahelo tokoa ny manjo an'io firenena malalatsika io .ravalo d mitovy amy sadam hussein . manavakavaka ,manao rapadango ny harena... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2005 05:26
Rainiboto ( 23/05/2005 01:05)
Mikasika ny Lahmeyer International: io no nahazo ny fifanarahana hitantana ny JIRAMA, nefa orinasa efa fanta-daza eran-tany fa mpanome kolikoly ny tomponandraikim-panjakana any @ izay firenena itadiav... tohiny
novalian'i pika ny 01/06/2005 05:17
zefalah ( 23/05/2005 00:20)
Tanana tsy mivokona @zany tsy mivokona tsony. Mety ve ny Zavatra ataon'ny Andriamatoa Ra8manana @zao? Tsy mahazo manafatra menaka! vary aonjana. karaman'ny mpiasa tsy miakatra. Fianana miakatra s... tohiny
novalian'i zandrypte ny 27/05/2005 17:22
Tanala ( 09/05/2005 13:44)
- Ireo gasy mahatsapa fa ny hatsembohan'ny tavanao no hinananao fa tsy isan'ny olona fantatrao. Raha tsy mahatsapa izany ianao dia atao zany hialan-dRa8 fa ianao no faha8ny.... tohiny
novalian'i Tanala ny 23/05/2005 18:54
hery ( 07/05/2005 12:46)
Ny 6 mai 2002 izy no niakatra teo amin'ny fitondrana. Misy mikasika azy eto amin'ity takelaka ambany ity. Raha ohatra ka misy afaka manova azy ho teny malagasy dia isaorana be dia be. http://mg.wikip... tohiny
novalian'i aristar ny 07/05/2005 22:23
ainaheri ( 07/05/2005 08:02)
[b]Feno 3taona omaly ny nitondran-Dravalo nefa ity ny vahoaka toa mbola tena mihitsoka ao anatin' ny fahantrana tanteraka !!Ny hevitrao!!!tsy entina anenjehana fa ny zava-misy no lazaina!![/b]... tohiny
novalian'i Tanala ny 23/05/2005 19:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0278