hofidiana @ 2007 hoe Mailhol?
1. jentilisa
(
22/07/2005 10:11)
Tsy haiko intsony ity na politika na fivavahana fa dia soratako eto aloha. HItako lohateny ivelany @ LGI androany 22 jolay 2005 fa hirotsaka hofidiana @ 2007 hono i Mailhol. Gaga aho, f'angaha tsy @ 2013 indray? sa manomana ny fifidianana ho avy? maninona ary raha tonga dia miteny hoe hanao politika amin'izay aho fa tsy milaza izao "faminaniana" izao aloha
novalian'i fijo ny 15/08/2005 22:23
2. ravatorano
(
22/07/2005 11:42)
:evil:ka everinn lery fa efa antomotra angamba ny apokalipssiany d narosony ny fiaingany.:b:b
Tsiariny tsotry eh zarany aza misy korontana kely d raha tsy lazny eo izy zao d lazainy hoe 2013 ilay faminaniana hihihihih:twisted:
ntsssssssssss io v ho lani eo aleoko i notron aza kle iny sady favy no bogany no milay:-$:-$=D=D=D=D

3. jentilisa
(
22/07/2005 12:55)
Fa mety ho efa manana vola hanofana angidim-by kosa izy dia aleony tonga dia raiketiny koa. velezo ny vy dieny mafana hoy izy.
5. ranory
(
22/07/2005 17:25)
Aza mitapitapy eo leitsy an,mba olomendrika ihany ianareo e... sa ve efa nivarilavo nareo e!!! nandroso vers le cochon ou bie cohone ve???
OK
OK
6. nanourand
(
23/07/2005 01:13)
:@ demokrasia :@
mamaly ny fepetra takina izy :
- fahamariana
- fahamasinana
- sanabi tsy tadidikotsony lé ray fa inona moa?
:-@
mamaly ny fepetra takina izy :
- fahamariana
- fahamasinana
- sanabi tsy tadidikotsony lé ray fa inona moa?
:-@
7. ndrena
(
23/07/2005 08:09)
Avelao hilatsaka izay tehilatsaka e!Tsara ho marihina fotsiny fa izay lany eo dia manana fahefana avy any ambony.
8. STONG
(
23/07/2005 11:31)
Za kou d efa mampilaza anareo fa hilatsaka @ 2012,volana jona,@ 2h ty diso;
:°)io ny sariko
:idea:ahena-tsika ny vidin-jiro:
:-Dd ato-tsika faly ny mahantsa
:roll:ambony habakabaka ny fiara no mande:
:wink:d asi-tsika cinemn-drova
:Dio no faminaniana hitako t@ fahita lavitra:wink:

9. nanourand
(
23/07/2005 17:36)
dia ny teninay ho anao STONG dia ny tsy hoe
"aza mataohatra, minoa fotsiny ihany"
fa kosa hoe
"ambany avaratra, maromaroa ny oatra'zany"
lol
"aza mataohatra, minoa fotsiny ihany"
fa kosa hoe
"ambany avaratra, maromaroa ny oatra'zany"
lol
10. legory
(
23/07/2005 18:43)
Ka lery manatena fa rehefa miroule @ 4*4 any ambanivolo de ho lany ko, efa fika nataon'ilay raikalahy talohan'ilay taloha io fa :(
d'hita eo e8O
d'hita eo e8O
11. boalimena
(
25/07/2005 10:01)
tsy ratsy aloha ilay candidat é!fa izao no mba tokony hampitaina aminy,hoy ny soratra masina hoe "aoka ny tranoko tsy ho zohy fieren'ny..."tadidio anie fa raha vao resaka politika no atao ka fitondram-panjakana no katsahina dia tsy hisy intsony ny fahamarinana sy rariny izany é!fa zavatra hafa no miteny dia ny "vola"koa raha hirotsaka izy amin'ny 2007 dia tokony hajanony aloha ny BAIBOLY fa ny politika dia fitaka sy lainga no betsaka dia mandrampiresaka indray é!
12. boalimena
(
25/07/2005 10:03)

14. jentilisa
(
25/07/2005 13:35)
Izao ary! mitety faritra tokoa izy mba hitetika ny ho fantatry ny olona maro. Izay mpitety faritra tokoa maro mpahafantatra. Izao ary raha izy tokoa ary no lany, inona avy ary ny zavatra mety hiova na hovainy eto @ tanàna?
15. boalimena
(
25/07/2005 14:39)
Misaotra an\'i stong aloha ,ary hamaly ny vinavinan\'i jentilisa aho,tsara ilay mitety faritra mba ho fantam-bahoaka,nefa aoka hazava fa tsy kristianina sy mino daholo akory ny malagasy,ny isintomako ny sain\'ny mpamaky ity fotsiny dia matetika ny fivavahana dia endrim-panambakana hanararaotana ny fahalemena na ny fahavoazan\'ny sasany ho zary lasa fitaovana ampiasin\'ny mpitarika izany ,ary io dia fomba mahavariana fa ny anaran\'i Jesoa itadiavan-karena, hitako misy aty an dafy aloha io,koa raha izy tokoa ary no lany inona moa fa dia fampiorohoroana fa ho avy ny fara andro no ho ataony koa dia ho maro ny mety ho voafitaka ka lasa hiraviravy tanana,satria matahotra,ary ny ekipany hanararaotra dia tsy misy raha hanjary izany ao amin\'ny tanàna,satria karazana fandemen-tsaina io ataony io,ary mibaribary fa fanodinany izay fototra tena notorian\'i Kristy voalaza ao amin\'ny Evanjely masina sy ny BAIBOLY,satria tsy ny ara panahy ihany no fiainana fa ara nofo koa,ka ny revirevy ve afaka mamokatra vary?sa hiara hiasa amin\'ny mpanao Magie dia hiverina ny mana milatsaka avy any an danitra asa aloha é! Mandrapiresaka indray é!
16. boalimena
(
25/07/2005 14:41)

18. STONG
(
26/07/2005 10:43)
Raha sofera ny asanao,ka manao zavatra hafa, toy ny mpira dia mety,fa raha mpanompon'Andriamanitra no hanao politika,za alou mahita fa tsy dia mety loatra angambany!!
19. choelah
(
26/07/2005 12:44)
ilaina oulouna matoutra any Andriamanitra nou mitoundra ny firenena raha amikou...
20. jentilisa
(
26/07/2005 13:48)
HO an'i Veloo, mety hotsy fantatrao mipetraka any Frantsa tokoa izany Mailhol izany. Mpitondra fivavahana mpanaja ny andro Sabata izy io. Izy ilay naminany fa fevrié 2003 Ratsiraka vao miala @ fitondrana ary olon'ny ffkm no mitondra. Izy ihany koa no niteny hoe manomboka @ 2002 no enjehina ny mpanaja ny andro sabata eto Madagasikara. Izany hoe izy io dia milaza tena ho mpaminany. Efa nolazainy fa izy no ho Filoham-pirenena @ 2013, Izao izany dia re fa hilatsaka izy @ 2007. Na io ho fanomanana ny 2013 nolazainy na fantany fa izy no ho afa-mifaninana @ Ravalomanana noho ny samy mpanasongadina fivavahana azy mirahalahy mianaka io. Nisy ny fotoana nankany geneve izy azy t@ fanaterana sy ny fitsenana azy dia nanao izay hampakotroka azy io fivavahana Apokalypsy io( satria izay no anarana isalorany). Tiany ho betsaka noho ny mpitsena ny filoham-pirenena ny mpitsena azy... dia izay aloha mba hampahazava azy ho anao.