hofidiana @ 2007 hoe Mailhol?
21. Veloo
(
26/07/2005 17:37)
jentilisa :-*:-*:-* Misaotra betsaka lesy a...
Za tsy mba nahafantatra an'io... Dia izay ny-predicteny ve dia tanteraka doly? Tsssssss za tsy mino azy mpaminany kle... O lety a ary Gasy ve izy io? raha eny dia inona ny dikan'io anarana io lesy?
misaotra o:-*

22. andratax
(
27/07/2005 04:04)
fa nga tsy 2013 lery no lasa presida sa nagataka avance taminy Ray lery hoy aleo 2007 fa ela loatra le 2013 ,
23. ainaheri
(
27/07/2005 07:19)
Io tsy mifidy hoe iza na iza no hilatsaka
satria iny olana an'azy manokana iny raha manana ny ampy anaovana an'zany izy, fa ny safidim-bahoaka no
hilaza ny valiny ka refa mahazo 2% isaky ny mifidy ve izy tsy ho leo ihany refa avy eo na ilay sponsa aza tsy ho hety ntsony!!

24. fijo
(
27/07/2005 21:58)
aleo aloha izy hilatsaka e.ho itany eo amin'izay hoe hatraiza ny heriny.
25. ravatorano
(
29/07/2005 11:52)
tsy sahy milatsak izany io ry zalah ah
miandry 2013 io fa manjary tsy mety ny prophetie-ny
miandry 2013 io fa manjary tsy mety ny prophetie-ny
27. STONG
(
31/07/2005 00:18)
Ary ahoana klou nareo @ le hevitro e!
Iza no hiara-miasa amiko? Za mandray manomboka any @1ministra ka hatramin'ny lehiben'ny fokotany
Iza no hiara-miasa amiko? Za mandray manomboka any @1ministra ka hatramin'ny lehiben'ny fokotany
28. andratax
(
02/08/2005 04:42)
aleo marina ilery hilatsaka dia ho hita eo izay heriny e
rehefa tsy lany ve lery dia ho afabaraka eo hoe mpaminanay sandoka ^:^ ^:^
rehefa tsy lany ve lery dia ho afabaraka eo hoe mpaminanay sandoka ^:^ ^:^
29. xxx
(
04/08/2005 04:07)
ary mba aiza i APOKY no tsy mikozy e! nefa anie fantatray hoe iza izy e:?: :?:
30. LazaRandri
(
04/08/2005 04:15)
andratax:
rehefa tsy lany ve lery dia ho afabaraka eo hoe mpaminanay sandoka ^:^ ^:^
Na atao hoe lany aza izy, tsy midika izany fa avy amin'Andriamanitra no anaovany ny faminaniana...
31. STONG
(
08/08/2005 05:37)
Tsy hilatsaka njay za fa bedin'ny dadanay,manjelaka b hono io kandra io.
Aleo hono ben'ny tanana farafaharatsiny.
Atovy otsan'ny tsy nisy le faminanikou,miala tsiny @reo zay efa vonona hiara-miasa amiko,any @ fokotanin'anosy be njay mifankahita.
Misotsa:-$:-$:-$:@:@:@:@
Aleo hono ben'ny tanana farafaharatsiny.
Atovy otsan'ny tsy nisy le faminanikou,miala tsiny @reo zay efa vonona hiara-miasa amiko,any @ fokotanin'anosy be njay mifankahita.
Misotsa:-$:-$:-$:@:@:@:@
33. jentilisa
(
09/08/2005 11:52)
Tena mety nisy avansa nangatahin'ileiry tokoa e? Sa ahoana ry Andratax?
35. zama91
(
11/08/2005 09:50)
Raha sanatsia moa lany marina maihlol ,tsy ho lasa tahakan'i Afghansistan ve madagascar.Taliban kristianina apokalipsy
37. pouti
(
12/08/2005 04:13)
laza randri> i andratax tsy nilaza fa avy amin'Atra ny faminaninan'i lery ary izay no mahatonga azy ho afambaraka satra mpaminany sandoka
jentilisa > marina ny voalazan'i se fa nangataka avansa izy satria tany aloha dia 2013 ny faminaniana fa izao lasa 2007
jentilisa > marina ny voalazan'i se fa nangataka avansa izy satria tany aloha dia 2013 ny faminaniana fa izao lasa 2007