Politika
jentilisa
(
19/11/2005 15:16)
ireto izany minisitera izany: teti-bola, fanabeazam-pirenena ary mponina!
ny tena hafa izany dia ny an'ny teti-bola! efa nanivaka tamin'ny tsy famadihana ny plaky mineralozika ho mena amin'ny fiar...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2005 21:39
iketaka
(
11/11/2005 17:16)
mba te ahafantatra aho, fa isaky ny miresaka @ fianakaviana any madagasikara aho,dia milaza foana rizareo fa ny omaly tsy miova foana ny fiainana any. Izany hoe mihalafo ny fianana nefa ny mpitondra m...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/11/2005 22:50
jefra
(
08/11/2005 13:04)
Misy boky azo telecharger-na ho an'izay liana. Tsy namaky ny tome I aho (asa raha misy afaka manome sopapa) fa ity ny tome2 a 180degre izany.
http://charlotte-rafenomanjato.blogspirit.com
Hoy ny...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/11/2005 21:28
jentilisa
(
08/11/2005 09:13)
Mahavariana indraindray ny ataon'ny mpanao politika amin'izao fotoana izao. Ny mpanohitra indray eto no ambarako. Ny Ao amin'ny 3FN moa dia miandry ny fahazoan-dalana hamory vahoaka araka ny heno.
...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2005 22:22
jentilisa
(
05/11/2005 08:10)
Vaovao navoakan'ny gazety no nilaza fa hirotsaka ho prezidan'ny repoblika Ratsirahonana. Ahoana ary ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/11/2005 23:01
jajaf401
(
03/11/2005 10:47)
Sao de mba efa tokony ho vhvv amizay ny filoham-pirenentsika eto Madagascar???
Ny antony manko de mitady isika izay olona ho credible (@ ankapobeny), kanefa antsika mahita fa mila fandresen-dahatra ...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/12/2005 21:42
jentilisa
(
03/11/2005 07:19)
Nanao fanamabarana Atoa Alain Ramaroson fa tsy misy izany fihaonana amin'ny mponion'Antananarivo amin'ny 13 novembre izany fa amin'ity volana ity ihany aloha e! Mahavariana! tsipahiny izany ny 13 nove...
tohiny
novalian'i pika ny 04/11/2005 07:58
jamal
(
01/11/2005 07:16)
Asa aloha ry zalahy sy zavavy fa ireo no hitako hifaninana e.
Tadiditsinka anaefa fa zany ho filoha zany dia ataovy ao-tsaina fa HIFANARAHANA any an-tampony any ka noho izany ny fifidianana dia efa m...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2005 21:45
jentilisa
(
29/10/2005 13:41)
Nisy sondage nivoaka nataon'ny Afrobarometre ka ny usaid no namatsy vola tamin'izany. Tsy mampino ny vokatra iray! inona hoy ianareo?
67%n'ny olona nanaovana sondage no mbola matoky ny Filoha ravalom...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:47
sambatra
(
26/10/2005 12:03)
Salama ny Namana rehetra,
Ampitiavana be no anoratana sy izarana ny eritreritra aminareo. Namako daholo na dia ny mpakahala ahy goavana indrindra aza.
Hatramin'izay, ny zava-nisy tao Dago dia mi...
tohiny
novalian'i zakilinina ny 01/11/2005 20:17
nanourand
(
25/10/2005 16:54)
Aminareo iza no mety ho candidat potentiel hifaninana @ ra8? sa ny sala-pahavitrihana no ho kandida ifanandrina aminy?
...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 01/11/2005 13:21
jentilisa
(
25/10/2005 13:13)
Milaza hanarina ny rova ny filoha. Izaho dia sahy miteny fa tsy ho tontosa mihitsy izany...tsy misy rahateo ny vola hanaovana izany fa natao hisintonana kil fotsiny io amiko.
Tahaka ny hotel de ville...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2005 21:47
pika
(
25/10/2005 05:32)
moa ve hampandroso an'ny dango ny tsy haneken'ny TIM fa mbola tsy ilaina ny famontsorankeloka t@ resaka politika teo, ny lalampifidianna izay notsikerainy fa tsy mety dia rehefa tonga teo @ fitondrany...
tohiny
novalian'i gasmlay ny 29/10/2005 12:47
ravatorano
(
22/10/2005 09:28)
nivory omaly ny lohandohan 'ny mpisorona ao amin ny jirama ary dia nisy nanambara re tamin ny fahitalavitra fa mbola any amin ny taona a2007 any vao ho afaka ny delestage na fahatapahan 'ny jiro amin'...
tohiny
novalian'i pakopako ny 17/12/2005 23:16
pika
(
19/10/2005 09:52)
araka ny valandresaka nataony omaly dia ahenany ny vola ampiasana ho fanapiana an'i madagascar noho ny asa hitany fa tsy vita ara-potoana sy ny zavatra hafa tsy vita ary eo koa angamba ny resaka JIRAM...
tohiny
novalian'i jamal ny 01/11/2005 06:57
LazaRandri
(
19/10/2005 01:00)
Quart de finale. Iza no ho tafakatra amin'ny fifaninanana boxe? Iza no KO premier tour de vita?
Voninahitsy vs Mailhol
Ravalo vs Pierrot
Herizo vs Ratsirahonana
Ny Hasina vs Zafy
...
tohiny
novalian'i Ralay ny 01/11/2005 17:41
LazaRandri
(
18/10/2005 00:47)
Raha miresaka aminareo rangahy iny dia teneno azy fa [b]miteny ratsy ny Fanahy Masina[/b] izy ary feno "bitternes" ny fony.
[quote=La gazette]« Je vous donne deux semaines et ce régime sera disso...
tohiny
novalian'i Razouzou ny 06/11/2005 19:00
jajaf401
(
15/10/2005 15:25)
Misy milaza fa fanakorontanana ihany ny an'ny Mpanohitra, laviko tanteraka zany eh!
Voalohany mi-critique ry zareo zay ezaka vitan'ny Gouvernementa 'mpitondra) ohatra de zay zany no andrasana aminy, ...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/10/2005 03:26
jentilisa
(
15/10/2005 10:48)
Niaiky hatramin'ny filoha fa misy halatra sy sabotazy ao amin'ny jirama ao. 15%n-ny solika no misy manodina hoy izy. Fa aiza ny fanasaziana?...
tohiny
novalian'i jentilisa ny 28/10/2005 08:59
notron
(
15/10/2005 07:22)
Voalaza fa sarotra ny fiainana.
- Miakatra ny vidim-bary.
- Miakatra ny saran-dalana.
- Tsy tapitra ny déléstazy fa vao maika mitombo.
- Soa ihany fa nisy ny Pazzapa nahafahan'ny olona nanary di...
tohiny
novalian'i pika ny 19/10/2005 09:48
