Politika
jentilisa
(
22/12/2005 06:44)
Efa mba tokony hisy fitoniana kely ahafahana misaina tsara kosa angamba izao hamakafakana hoe nahoana tokoa moa no nisy iny herisetra tamin'ny 17 desambra iny?
Ny arosoko eto dia izao:
Raha naha...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2006 21:46
notron
(
22/12/2005 05:53)
Araka ny fandinihana (analyse) politika hatramizay dia io no Andriamanitra faharoan'ny mpanao politika malagasy. Satria nahoana? Izy no manome ary izy no maka. (mametraka sy manala ny mpitondra fanjak...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:35
LazaRandri
(
22/12/2005 00:44)
iza kay ny Masoivohon'ny Madagasikara ao @ UN fa toa somary tsy mahafantatra tsara ny zavatra fidiany akory?
- tontolo iainana
- Moyen orient
...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 20:45
rasera
(
20/12/2005 19:16)
io foana no atao fitaovana. Efa nilaozan'ny toetr andro izany hoe i Ramaromisa izany afaka miantso ny fanampian'ny vahoakan' ampefiloha hiaro azy satria voavono teto antananarivo, torak 'izany koa i Ã...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2006 21:30
hery
(
20/12/2005 08:08)
Miala any indray ilay resaka. Voakarama hono ny bandy nanakorotana tamin'ny asabotsy teo teny amin'ny 13 mai. Dia tena donto tokoa ve ny fitondrana ka hanakarama olona hanakorontana? Kanefa efa fantan...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:37
jentilisa
(
19/12/2005 06:37)
Tena variana aho ry zareo fa io no fanapahan-kevitry ny 3FN angamba taorian'ireny toe-javatra ireny. Voaloham-pejin'ny Express de Madagasikara no nisy io...Mba jereo hoe ny ao anatiny?...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/01/2006 21:47
joda
(
18/12/2005 14:21)
raha tsy mbola eo ny mfm aza mankeny @ 13 mai araho ny tantara depuis 13 mai 72...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 20:47
joda
(
18/12/2005 08:20)
mampiheritreritra ihany aloha ny zava-misy kanefa dia izay izany e ...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 19:36
jentilisa
(
17/12/2005 09:53)
Mba mety hahaliana antsika ihany angamba io toe-draharaha iray io. Nankalazaina dia nankalazaina manko izy io teto Antananarivo teto. Indrindra moa fa tamin'ny sehatry ny haino amna-jery azony nanapar...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 20:49
fijo
(
16/12/2005 21:58)
azafady miala fondro amin'ny tany masina fa tsy misy fanambaniana ny holazaiko eto fa milaza ny zavatra hitako aho.
maro ny tanindrana no mahay sy tena misaina tokoa(za lehibe tany ka hitako izany)ne...
tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2006 20:05
jentilisa
(
16/12/2005 12:47)
Nisy zava-nitranga tsy fahita indray tao amin'ny lapan'ny fitsarana anosy androany tolakandro tamin'ny 1 ora teo ho eo. Tsy teo amin'ny vavahady anoloana akory izany fihetsika izany no natao fa taty a...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2005 20:45
jentilisa
(
16/12/2005 08:36)
Indrindra indrindra izany fa eo amin'ny fizarana ny seza ho an'ny minisitra sy ny direktora ambony.
Izany no tenin'ny filohan'ny antenimieram-pirenena raha nikabary tany Toliary izy fony nitsidika ...
tohiny
novalian'i fijo ny 22/12/2005 20:51
barbosds
(
15/12/2005 11:32)
magnotony anaro namagna tanora malagasy jiaby manerana ny nosy za KARAKORY FAHITANARO NY AVENIRNARO MAGNOLOHANA IZAO FITONDRAGNA IZO?
MBA MISY ESPOIR VE SAKARAKORY? ARY INO NY RA TOKONY ATONTSIKA MBA...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:41
jentilisa
(
14/12/2005 14:55)
Vaovao tena mafana be vao izao ora izao mihitsy. Dia nosamborin'ny G6 ny depiote Voninahitsy Jean Eugene. Tetsy Behoririka no nanaovana izany fisamborana izany!
Ny fréquence plus no namoaka izany ...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2005 20:58
vetsoko
(
13/12/2005 15:12)
Mpianatra aty ivelany ny tenako;géopolitique et enjeu stratégique no filièreko de nataonay ohatra i madagasikara de gaga be za sady nalahelo
Fantatrareo ve fa scandaleuse ny situation économiquen...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2006 19:45
fijo
(
09/12/2005 19:18)
dia raikitra fa amin'ny 17 desambra indray hoy ny mpanohitra.eo an kianja malaza.
tsy manaiky ny famoriana politika intsony kosa aho hoy ny ben'ny tanana.
andaniny miaramila,ankilany rezervista.humm...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2005 20:59
fijo
(
07/12/2005 21:41)
gazety "mada tribune" androany.voalaza fa efa sura fa misy solika ao mada,ary hanoboka amin'ny 2010 ny fitrandrahana.efa misy isa nomena mihintsy aza ao.ka nahagaga ahy.ianareo any antoerana ve efa ma...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2005 20:44
ravatorano
(
03/12/2005 06:54)
efa miahamanatona ihany ity ny fifidiana filoham pirenena nefa aiza amizao ny mpanohitra.Misy namana anakiray ary amin ny antson'ny fo ary milaza fa tena crédible v ny mpanohitra amizao fotoana izao....
tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:46
sambatra
(
30/11/2005 17:33)
Salama ny namana rehetra,
Manana foiben-tsolika "gisement pétrolier" i Madagasikara araka ny vaovao nandeha tato ho ato.
Ny fanontaniana mipetraka, mety hanampy an'i Madagasikara ho tafarina ve i...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2005 21:52
fijo
(
25/11/2005 12:20)
ekeko tanteraka ny hilana ny fisian'ny antoko mpanohitra ao amin'ny firenena iray,fa ny ao amintsika dia tsy haiko hoe tena mpanohitra ve no misy sa inona.
jereo anie ireo vaovao hazo farany momba ir...
tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2005 21:01
