Gasy ao @ UN
1. LazaRandri
(
22/12/2005 00:44)
iza kay ny Masoivohon'ny Madagasikara ao @ UN fa toa somary tsy mahafantatra tsara ny zavatra fidiany akory?
- tontolo iainana
- Moyen orient
- tontolo iainana
- Moyen orient
répondu par fijo le 22/12/2005 20:45
2. xxx
(
22/12/2005 01:38)
Zina Andrianarivelo no ambassadeur-ntsika ao NYC, ary Alfred (avy any Majunga) kosa no any Geneve.
Ity voalohany dia franc-macon ilay faharoa indray dia ancien DGn'ny FAFIFAMA devenu operateur economique. Izy no tompon'ny boite de nuit "Ravinala" ao Mahajanga sy hotel"Les Roches rouges".
Ity voalohany dia franc-macon ilay faharoa indray dia ancien DGn'ny FAFIFAMA devenu operateur economique. Izy no tompon'ny boite de nuit "Ravinala" ao Mahajanga sy hotel"Les Roches rouges".
4. LazaRandri
(
22/12/2005 07:00)
fijo> tsy mijery an'i Madagasikara izy rehefa misy fifidianana, fa manao "mouton de panurge" fotsiny
6. fijo
(
22/12/2005 20:45)
araka ny fahalalako azy koa aloha,toa misy antokotokn'olona ao e,ary samy miaro ny tombotsoany izay antoko izay;
