Politika

fijo ( 01/02/2006 04:32)
araka ny voalazan'ny "madagascar tribune"omaly,31 janoary,dia toa rano mangatsiaka nalatsaka hoan'ny mpanohitra ny filazan'i roland ratsiraka fa hilatsaka hofidiana izy. misy aza moa no nilaza fa "ka... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:20
jentilisa ( 30/01/2006 14:12)
Mahavariana ny fiainana politika eto Madagasikara! mbola tsy niditra akory ny Oniversite dia efa re sahady fa misy hikotrika grevy sahady! hatao fitaovana foana ve ny tanora?... tohiny
novalian'i fijo ny 03/02/2006 19:29
Herimiafina ( 28/01/2006 05:51)
Rehefa natao ny fandinihana dia hita fa mipetraka ny antsoina hoe "fisitahan,ny fanjakana", nisitaka tokoa ary izy ary sady tsy mamokatra itsony no tsy mivarotra (secteur productif et commercial). Fem... tohiny
novalian'i fijo ny 01/02/2006 19:50
jentilisa ( 26/01/2006 12:17)
Efa mba rentsika ihany angamba ny fifidianana depoite izay ataon'ny Palestiniana. Natao omaly izany fifidianana izany ary sambany no nandray anjara ny Hamas izay manana ny tanjona ny hanafoana ny fire... tohiny
novalian'i xxx ny 15/03/2006 10:46
Solitikabe ( 25/01/2006 04:14)
Tokony mba atao anatin'ny sivana amin'ny filatsahan-kofidiana koa ny fananana drafitr'asam-pampandrosoana fa tsy hoe izay misy saosy sy feno taona fotsiny akory. Dia rehefa tsy manaraka io drafitr'as... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:01
fijo ( 24/01/2006 21:54)
Dia samy efa maneho ny haviny moa izany,ny mpifaninana rehetra. hilatsaka i ratsiraka,miandry fotoana i lahiniriko,tsy hay be ihany i ramarosaona alin,i zafy koa tsymamela mahazo. ary ny mpifanandri... tohiny
novalian'i fijo ny 23/02/2006 22:28
nygasy ( 24/01/2006 21:46)
Entina miakatra ho tsara kokoa ara-drafitra sy ara-tsaina i Madagasikara sy ny kolotsaina maha malagasy efa azonao hatao ny mangataka ny fanambarana nataony sy ny fanazavana ny momba azy amin'ny adire... tohiny
novalian'i Veloo ny 26/01/2006 17:02
Bocassa ( 24/01/2006 14:15)
Miarahaba antsika. Efa akaiky marina ny fifidianana re oul a! Mitady làlana mafy ny pdt Ravalo mba ho lany fanindroany. Fantany tsara fa i Pety no tompon' ny lakilen'i Fianarantsoa ka miezaka ny man... tohiny
novalian'i Beinjy ny 26/02/2006 16:26
jentilisa ( 21/01/2006 06:35)
dia re sy hita amin'ny fampahalalam-baovao izany fa hirotsaka hofidiana ho filohan'ny repoblika Atoa Rolland Ratsiraka izany Ben-ny tanànan'i Toamasina I amin'izao fotoana izao. Ahoana ny hevitrareo... tohiny
novalian'i fijo ny 14/02/2006 22:15
fijo ( 18/01/2006 04:34)
amin'izao fotoana izao,dia midradradradra ny mpanohatra ,fa tokony hatao ny fampihavanam pirenena,sy ny famelana fao be ao madagasikara. nisy tranga efa nisy mitovy amin'io,izay nitranga tany chlilie... tohiny
novalian'i fijo ny 07/02/2006 21:19
jentilisa ( 17/01/2006 09:39)
Matetika dia tratran'ny fanangonam-pahefana hatrany ny tanànan'Antananarivo. Toy ny fanao vana tsinontsinona ny tanàna ny zava-mitranga. Efa nisy zany hoe sady minisitra no presicomex (maire tamin'n... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:22
jentilisa ( 13/01/2006 09:49)
Tsy miditra lalina amin'izay fankahalana be fahatany aho fa mijery kosa ny lafiny fihetsik'ilay olona mihitsy. Isika dia naheno fa nihaona tam'ny manamboninahitra miaramila ny filohampirenena mivady o... tohiny
novalian'i fijo ny 25/01/2006 21:22
jentilisa ( 07/01/2006 06:46)
Izay no fanontaniako amin'izao fotoana izao. Toa banjinina amin'ity rangahy ity avokoa moa ny resaka satria nisinisy mihitsy no niandry izay holazainy. Tsy afa-nandray fitenenana anefa izy fa dia voad... tohiny
novalian'i fijo ny 27/01/2006 20:52
pitchou ( 06/01/2006 18:28)
Ny mahazatra dia mifandimby manao lahateny ny olona maromaro manana andraikitra be eto @ firenena rehefa mamonjy ny lamesa voalohan'ny taona eny Iavoloha. Raha i Sefo Senat no tena nasiaka t@ herintao... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2006 22:07
Bocassa ( 04/01/2006 08:10)
Mazava be ankehitriny fa matahotra ny tsy ho lany intsony ny pdent Ravalomanana. Mitady lalana fatratra mintsy izy noho izany. Fantany tsara fa Atoa Voninahitsy J.E. no tena gaigilahy amin' ny resaka ... tohiny
novalian'i Achia ny 25/02/2006 07:29
Bocassa ( 03/01/2006 12:38)
Raha nodinihana ny asa vitan'ny governemanta nandritra izay 3 taona izay dia toa mbola tsy misy fahatsarany. Mazava ho azy fa ny praiministra no tsy mamely! Toa mizesta fotsiny fa tsy misy apôka. Tsy... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2006 18:51
joda ( 27/12/2005 11:40)
hitanao @ site www.madanight.com mampalahelo !!!... tohiny
novalian'i fijo ny 10/01/2006 21:27
kafmalbar ( 24/12/2005 12:31)
izaho dia merina a 100% ary antananarivo tsy natao hoe hoan'ny merina irery fa natao hoan'ny malagasy tsy ankanavaka,renivohitr'i madagasikara... tohiny
novalian'i fijo ny 31/12/2005 04:39
cristal ( 23/12/2005 06:55)
(l)Salama daholo ny namana rehetra!AOKA HAZAVA NY FANOHERANA satria ny:-Ny vidin'ny entana @zao fotoana zao ange ka tokony ho efa tany aloha tany no niseho satria,nanaovana ny atao ho subvention de l'... tohiny
novalian'i fijo ny 04/01/2006 04:31
fijo ( 22/12/2005 21:21)
araka ny efa haintsika,dia indroa no nandamoka ny hezaka nataon'ny mpanohitra tao tana."malakam sy 13 mai". ny zavatra tsikaritro,dia tsy hita mihintsy rapasy"andriamanjato" nandritra ireo hetsika na... tohiny
novalian'i fijo ny 27/12/2005 21:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.5992