Politika
ainaheri
(
20/04/2006 10:57)
Raha mbola hitazona ny heviny ny Iran dia mety
raikitra ny fifandonana,na dia eo aza ny fifanelanelanana nataon'ONU mandritry ny faran'ny volana,ary etsy andanin'zany ny Teheran zay tsy mitsahatra m...
tohiny
novalian'i cutie ny 03/05/2006 14:46
lemenakely
(
19/04/2006 07:12)
Ahiana ny hisian'ny fifandomana ao ATANANARIVO ny 01 mai izao raha zoina ny zava-misy.Ny antoko AVI dia hanomana fihetsiketsehana @ io 1er mai io nefa ny bén'ny tanàna dia tsy haniky ny hisinan'a fi...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2006 04:42
xxx
(
18/04/2006 16:57)
E! areheto kely ny jiro e fa misy tsy mazàva....
Ny zavatra tena atahoran'i RAVALOMANANA indrindra dia ny explosion sociale na ny émeutes ...Izany no antony nanomezany marché FID an 'ingahy SARERA...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2006 03:25
petsambava
(
18/04/2006 09:54)
asa izay mba mahay mathématique e
ity izany ilay probléme
calculez
(x-TIM)+(y-AREMA)=???...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 04:23
4mimananelatra
(
18/04/2006 08:08)
MAHALASA SAINA ihany ny zava-miseho ara-pôlitika eto MADAGASIKARA @ izao fotoana izao hoy ny NTAOLO MALAGASY hoe :ny tokatrano tsy ahahaka .Jereo ohatra ny interview izay nataon'ingahy ZAFY ALBERT ta...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2006 18:36
xxx
(
17/04/2006 08:20)
Aleo angamba aloha r'ireto hanao karazana analyse tsotsotra kely dieny izao aloha:" ny hanongotsongoana ny maty mantsy hono matahotra ny handevim-belona!!".
Ny zavatra sur aloha dia hisy ny 2é tour ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2006 03:38
TDMmalaza
(
16/04/2006 16:22)
tena zavatra goavana vitan'ity fitondrana ity ny fanitsakitsahana ny lalàna fototra. rahoviana izy vao hanaja amin'izay izany lalàna izany ka hitsinjo amin'izay ny tombontsoambahoaka fa tsy ny azy s...
tohiny
novalian'i mino18 ny 08/05/2006 14:53
xxx
(
15/04/2006 10:05)
TSARA DAHOLO NY TENY FILAMATRA REHETRA dépuis ny 1ére république:Pôlitikan'ny kibo ...izay voky ihany no maharaka ny namany!
2é république:Ankizy ankehitrio mpanangana ny taona 2000,ny tsiraira...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2006 19:34
4mimananelatra
(
14/04/2006 10:42)
Rehefa nandinika ny tena dia tsy nisy fitondràna izay tsy nihosin-drà sy herisetra teto MADAGASIKARA ary ny famonoana. Nisy aloha ny 29 marsa 1947 t@ fanjanahan-tany(parenthéses iny aloha)
1ére...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2006 19:43
xxx
(
13/04/2006 19:46)
1-Oay reto isika ....
toa ampiadian\'ireo mpanao politika
dia mifandramatra toy ny aliaka
2-I ra8 sy ratsiraka anie ka mpinamana
dia isika no teréna hiafy hihinana vary @ anana
raha tsy mino i...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2006 13:02
petsambava
(
12/04/2006 19:15)
Raha ny zavatra hita mandrak'ankehitriny aloha raha aty MADAGASIKARA dia ny mpitondra mihintsy no manome môdely ratsy ka mahatonga ny halatra etsy écolage eroa didi-antsy ,fitiavan-kely ,....Tsy ho ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 06:36
ainga
(
12/04/2006 18:15)
Eo amin'ny lafim-piainana rehetra no resahana. Hatramin'ny niankaran'i Angela Merkel ho Chanchelière any Alemaina, ny nahalany an'i Michele Bachelet ho filohan'i Chili (firenena latina be machos !)di...
tohiny
novalian'i manantsoa ny 01/05/2006 10:31
jpeg
(
12/04/2006 16:15)
Pierrot "Des partis politiques nouvellement créés, tel le TDM mobilisent les appuis en ma faveur. A la différence de l’excès de réserve et de prudence manifesté par certains caciques de ma fa...
tohiny
novalian'i diloo ny 15/03/2009 01:04
Falzar
(
10/04/2006 11:10)
Tena mampalahelo wa ry 'reto 'ty lalàna navoakan'i Sarkozy ity e! Aiza ve ko d'zay farany mahay ihany no afaka hivoaka aty an-dafy, en + mbola mila ny fankatoavan'ny fanjakana MLG indray 'zay vao eke...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2006 19:49
Falzar
(
10/04/2006 11:10)
Tena mampalahelo wa ry 'reto 'ty lalàna navoakan'i Sarkozy ity e! Aiza ve ko d'zay farany mahay ihany no afaka hivoaka aty an-dafy, en + mbola mila ny fankatoavan'ny fanjakana MLG indray 'zay vao eke...
tohiny
novalian'i fijo ny 28/04/2006 19:47
jpeg
(
10/04/2006 05:27)
TDM dia antoko politika vaovao, naorina tamin'ny alalan'ny Pierrot Rajaonarivelo. Tanora no ankamaroan'ny mambra ao (Madagasikara, Frantsa). Andao hasehotsika tanora koa fa mahavita azy isika.Manana n...
tohiny
novalian'i mino18 ny 08/05/2006 14:37
ainaheri
(
07/04/2006 09:11)
T@ tapatapaky ny volana mars tany d nisy volavolandalana zay navoakan'i Sarkozy momban'ireo
olona tsy misy taratasy sy ny fomba fidirana eto frantsa,Zay nilaza lalàna maro2!!
Grand ouf hoy aho ho ...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2006 20:01
xxx
(
06/04/2006 19:04)
T@ 1ére république izany hoa t@ nitondràn'i TSIRANANA dia ACTA NON VERBA io no teny filamatra izany hoe: asa fa tsy kabàry dia tao koa no hoe: pôlitikan'ny kibo..
Tonga ny 2e republique : ...
tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2006 20:03
ainaheri
(
06/04/2006 12:23)
Nisy mpisolombavambahoaka iray zay nilaza hoe;" tsy
matianina ny mpitondra malagasy hatr@ zay ka hatr@ zao",tena marina zany fa otrany ataon'ny sasany mitondra ny tokantranony na ny orinasany ny mit...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/04/2006 19:49
petsambava
(
04/04/2006 16:13)
MILA RIVOTRA VAOVAO MIHINTSY GASIKARA!!!...izay no fahitàko azy raha ny zavatra hita sy tsapa @ izao fotoana izao .Be loatra ny mpamadika palitao bodiarimanga ihany no mangaro...Tsy mitsinjo afatsy n...
tohiny
novalian'i xxx ny 01/05/2006 15:22
