Un grand ouf pour les autres!!!!
1. ainaheri
(
07/04/2006 09:11)
T@ tapatapaky ny volana mars tany d nisy volavolandalana zay navoakan'i Sarkozy momban'ireo
olona tsy misy taratasy sy ny fomba fidirana eto frantsa,Zay nilaza lalàna maro2!!
Grand ouf hoy aho ho an'ny sasany satria androany naraina namoaka vao2 indray izy(Sarko) fa ny tsy manana taratasy zay alefa mody dia omena vola 2000euros ny lehibe d 500euros ny ankizy,raha ny amiko aloha mety zay hevitra zay satria misy ireo tsy misy taratasy zay mijaly fadiranovana aty fa ny hoaniny anio tadiaviny anio ka na izay 2000 zay aza raharaha aminy ny anngona an'zay mandrapodiany!!
Miala tsiny ho an'zay voatohina fa tsy hoe mitsikera aho sanatria ary tsy sika no voalaza @zany!!

novalian'i fijo ny 14/04/2006 20:01
2. hery
(
07/04/2006 09:39)
Ho hita eo tokoa moa ny tohiny hoe hody ve ny olona. Rehefa nodinihana mantsy dia tsy izay mihitsy no vahaolana ho an'ireo tsy manana taratasy fa ny fanamoràna ny fahazoan'izy ireo taratasy mba hahafahany miasa ihany koa.
Raha omena 2.000 euros izy dia asaina mody. Mety hahavitany inona any amin'ny tanàna izany? Misy ireo izay hijanona hiasa maizina izay mahazo 2000 euros ao anatin'ny fotoana fohy.
Raha omena 2.000 euros izy dia asaina mody. Mety hahavitany inona any amin'ny tanàna izany? Misy ireo izay hijanona hiasa maizina izay mahazo 2000 euros ao anatin'ny fotoana fohy.
3. ainaheri
(
07/04/2006 11:46)
Ny fahafantarako anio to resaka politika lay izy fa tsy sitrapony mihitsy no anome 2000 euros zany satria itaritan'ny partie gauche ol ndray manko io otran'ny CPE ,de ny azy no nataony tonga alou satria ny PS milaza fa ra eo @ fitondrana hijery akaiky an'reo tsy misy ttasy reo.
4. mirana5
(
07/04/2006 13:29)
Hevitra mety io hoy aho, satria raha jerenareo ange ny eto Frantsa dia be dia b loatra ny entreprises mihidy, na usines délocalisées, koa tsy aleo ve raha izaho koa hoa, mahazo an'izany dia mody any @ Tanana é, hitako reo tsisy paps reo mitaintaina isaky ny masoandro mihiratra zao, tsy handeha any @ RNS satria hoé hanao descente ny PRA, dia inona koa? sns,sa zany no atao hoé stress utile é!:oops::oops:
5. jentilisa
(
07/04/2006 13:30)
tahaka ny mampahatsiahy ny nataon'ny fmf ny usjf hoe omena Ar30.000.000 ianreo fa manaova resy!
6. sipagasy
(
07/04/2006 13:42)
mmhhh ny descente izany dia resaka atao fotsiny hampitahorana olona fa tongava maro any VICHY kanjony e!, fampitahorana ny be fa ny "action" tsy misy akory
7. fijo
(
07/04/2006 18:16)
taloha efa nisy lalana toa io.voalaza tamin'izay fa omena vola hananganany zavatra any aminy izay mody,ankoatry ny fiantohana ny tapakila hodiany.
dia nanao handrana aho tamin'ny taona 97.tsy nampiseho taratasy mihintsy aho,ary nilaza fa tsy manana taratasy.dia nalefany nody tokoa,ary nomeny 1000ff tamin'izany"152€ eo ho eo ankehitriny.
dia hoe rehefa tonga any antsoin'ny ambasady handinihana ilay fanampiana.telovolana tsy nisy antso,dia nadehanako tany.ny valiny dia hoe efa tafody enao ka,ampy izay.
herinandro taorian'izay dia niverina taty aho.dia niverenako tao amin'ny maison de l'étranger tao sT charles.ary dia noresahako momba ny zavatra nisy tany.
dia nanontany izy hoe fa ahoana enao no tafaverina.
tsy any ny olana wa,fa enareo nilaza fa hanampy izay mody antsitrapo hanangana zavatra any,nefa tsy misy akory izany.
torianay enao hozy fa mandany ny volam bahoaka.
ndana wa torio,fa hoany amin'ny CGT koa aho satria fanandramana nataonay io,hitsapana raha tena marina izany.(za tsy mpikambana ao akory)
hatramin'izao dia tsy hitako ny tohin'ilay fitoriana.
ka raha izany resaka 2000€ izany,lainga be izany.ary tsy misy olona azon'izany

8. Fiffi
(
10/04/2006 04:44)
nefa toa nahita aho reportage ny olona niverina tany afrika dia noho io vola azony io no nananganany asa tena tsara mihintsy fa raha tsy diso aho an! toa nihoatra ny 2000€ no azony .
9. fijo
(
11/04/2006 20:59)
tsy haiko izay tany afrika,fa za aloha efa nanandrana dia tsy hitako izay fahamarinany.
10. Fiffi
(
12/04/2006 15:15)
ka ialy izy koa anie ry fijo dia mba fanaovana fihatsarambelatsia fotsiny ireny eh! hampisehoana ny olona iray hoe nahavita an'izao sy izao nefa nisy mihintsy aza tsy nahazo fanampiana zany nefa nalefa nody!
11. fijo
(
13/04/2006 03:50)
misy mihintsy izany;ka izay no tsy mampiraika ny olona satria fantany izany