Politika

rabaradaka ( 04/05/2006 10:53)
Mety hamaly avy hatrany ny mpomba ny fitondrana sy ny TIM toa anay hoe mety ny nanalana an'i Lahiniriko. Fa izao kosa e, mety ve ny nataon'ny TIM ? Rabaradaka... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2006 19:04
jpeg ( 03/05/2006 18:04)
ity ny site ahafahanao maneho ankahalalana ny safidinao. vote unique izy io. [url]http://tdm-france.ifrance.com/vote.htm[/url]... tohiny
ravatorano ( 03/05/2006 06:28)
Inn ny antony nanosika an'Ingahy Lahiniriko Jean hametram pialana amin ny andro fiatombohan'ny fivoriana ara potoana ny antenimieram pirenena ? Nilaza ny antoko tim fa ny mpikatroka ao amin ny foibe ... tohiny
novalian'i Lejim ny 07/05/2006 17:40
xxx ( 03/05/2006 05:15)
Mba gaga iany aho izany hoe inona no antony nandraisana an' Lahiniriko tao am TIM satri mantsy izy dia olona AREMA b mafana fo tamny 2002 reny,isan nametraka ny canal 6 satria membre cabinet tao amny ... tohiny
novalian'i xxx ny 07/05/2006 02:10
xxx ( 02/05/2006 16:59)
Ny ronono mangotraka ,ny salàka tapaka ,ny rafozana tonga..tsy hita izay tian'ny mpitondra atao ..izany no zava-misy ara-pôlitika eto MADAGASIKARA @ izao ..ny ao am-bilia tsy lany ny eny ambilàny t... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2006 19:28
4mimananelatra ( 02/05/2006 14:22)
:?:Raha izay promesses notenenin'i RAVALOMANANA izay dia toa mbà mampanontany tena ihany raha ny zava-misy eto @ firenena ankehitrio. Nilàza izy fa ho jerena ny momba ny vidim-piainana @ ankapobén... tohiny
novalian'i fijo ny 03/05/2006 20:53
petsambava ( 02/05/2006 08:41)
Aprés tany Moramanga t@ 29 marsa izay nivadihany lela hoe ilaina indray ny fankalazàna ny 29 mars ,dia privatiséna ny JIRAMA.. Tsy izany mihintsy nefa no nolazainy tao MAHAJANGA raha nanao fitsidi... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2006 19:29
ainaheri ( 30/04/2006 11:32)
Vao tsy ampy herinandro ndray nanao vava tsy ambina ngahy rainy "nareo vahiny reo aza be menomenona fa refa tsy mazaka tsy itako ny tokony ijanonana eto fa ndana mody"" Hay izy iny tsy tena frantsa... tohiny
novalian'i fijo ny 04/05/2006 20:08
petsambava ( 30/04/2006 08:38)
Raha ny zavatra hita sy tsapa dia toa miverin-dàlana mihintsy isika gasy na ara-pôlitika na ara-economie na toe-karena. -Ara-pôlitika dia miverina ny jadona sy ny tsy refesi-mandidy ,raràna ny mp... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 03:42
rabaradaka ( 30/04/2006 07:17)
Hono hoy aho, tamin'ny fitondran'Itpkl Tsiranana ve nisy mpanolo-tsaina vazaha nafarana ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/05/2006 19:44
4mimananelatra ( 28/04/2006 12:16)
Raha nanontaniana ny lohandohan'ny mpisorona ao @ MFM omaly tao @ gazety TRIBUNE dia nilàza ry zareo fa i RATSIRAKA sy RAVALOMANANA no tena olana ka tokony hifanantona ny 2 tonta ...METY MARINA angam... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:15
xxx ( 28/04/2006 08:13)
MOZAMBIKA E....mitabataba lalandava e MOZAMBIKA E ...tsy mahita andro miratra GASIKARA A ..andeha ho aiza e tanana misy antsika e ....nolokoina MANGAMANGA IZY E feno trano ...mavomavo.. (HATR... tohiny
rasah ( 28/04/2006 07:09)
tsy handaitra mihitsy ny ady atao @ kolikoly eny anivon'ny biraom-panjakana raha tsy misy fanovana rafitra lehibe.raha tsy fantan'ny mpila raharaha @ ireny birao ireny mantsy izay olona mahefa afaka m... tohiny
novalian'i naej ny 09/05/2006 12:55
tovolahy007 ( 27/04/2006 00:55)
Manaoana...! Hono hoa ,misy olona ve handa ny tsy ho aty USA ra omena Green Card sy iantohana ny tapakila ahatongavany aty?Raha eny ny valiny dia mba omeo ny antony. Dia misokatra ho any rehetra ny ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:27
soanja ( 26/04/2006 18:49)
Ity rangahy ity ny ahy no tiako ho President ny US. Mba misy manohana ve aho? mino aho fa mety hilamindamina ny tany raha ity no mitondra eo. Tsetsetra tsy aritro iny fa fantatro fa i Madagasikara n... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:28
gasypantin ( 25/04/2006 14:32)
Ny fahantràna eto MADAGASIKARA dia mitovy @ vehivavy iray efa hiboridana...jereo tsara fa ny ala efa 16 % sisa no misy (efa STRING )sisa raha mijery vehivavy iray nefa mbola mitohy ny fandripahana ..... tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2006 17:34
4mimananelatra ( 25/04/2006 13:36)
Mbà manontany tena ahy hoe inona re no mbola antenaina @ olona ohatr'itony jereo fotsiny ny sariny tsy hanonona anarana aho ! http://www.madanight.com/madagascar-photo-26619.htm Isan'ny olona n... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:29
xxx ( 25/04/2006 13:03)
NUL n'est censé à ignorer la loi...mahay ny dikan'io daholo angamba isika sanatria tsy midehaka fa hitarintsika io ao ambany kely ao. Ny zavatra tena tsikaritra aty @ 1/3 monde dia hita mibaribary... tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:31
lapino ( 24/04/2006 21:06)
"Tsia, tsy fahadisoan'ny mpitondra fa fahadisoan'ny vahoaka ny tsy fandrosoana." Hadihadio sy fakafakao. Raha izany moa no laza adina amin'ny bac, ahoana angaha no mety ho hevitry ny ankizy e?! Ary... tohiny
novalian'i marozevo ny 12/05/2006 21:35
ainaheri ( 23/04/2006 07:54)
ho avy ity ny fifidiana fa iza marina no hilatsaka ary oviana no atao??... tohiny
novalian'i fijo ny 29/04/2006 21:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.172