Politika

Aino ( 15/06/2006 07:40)
mahita fa natsy izay nitondrany filoha Ravalomanana dia hita fa mba niova i mada mba nahay nadio na dia kely ihany aza no vita ny lalana sasany efa mba vita, raha dinihina sy jerena hireny pitipitiny ... tohiny
novalian'i njakas ny 07/03/2008 08:17
Fanja1 ( 14/06/2006 12:45)
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-14T095115Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-FRANCE-2007-SONDAGE-IPSOS-20060614.jpg[/img] PARIS (Reuters) - Nicolas Sarkozy gagnerait la présidentielle fac... tohiny
novalian'i vale ny 20/06/2006 14:32
LazaRandri ( 14/06/2006 04:27)
Ny politika dia [b]maloto[/b]...ary natao ho an'ny olona "mendrika" azy. :arrow: tsy mahagaga raha mifandrombaka ny mpanao politika. hahaha!... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/06/2006 21:22
tana ( 12/06/2006 07:45)
Hita t@ gazety t@ herinandro zany ny resaka tso-drano momba ny candidaturan'ingahy Herizo Razafimahaleo, tsy efa ho firy izay ny isany? Ireny kosa na dia politisianina aza dia mba hita hoe technicien ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/06/2006 13:27
Herimiafina ( 09/06/2006 11:01)
Somary gaga aho fa mbola betsaka ny olona ny mandray ny atao hoe filohampirenena toy ny andriamanitra handatsaka mana avy any an-danitra. Hanao fahagagana tsy toko tsy forohana ka hanafaka ny gadra... tohiny
novalian'i marozevo ny 18/06/2006 23:01
hery ( 07/06/2006 10:52)
Manomboka mampiaka-peo mafy mihitsy ireo mpanohitra amin'ny tokony hisian'ny amnistie faobe tamin'ny raharaha 2002. Toa manangantsonia mihitsy aza hono ny senatera AREMA hanongana ny filohan'ny Senat ... tohiny
novalian'i marozevo ny 13/06/2006 21:40
lahiniriko ( 07/06/2006 10:17)
Hono ho aho ry zareo ampovoantany !! marina ny anareo aleo mba prezidà 4mi toy izay mpihady fako fotsiny tsy misy omby be ronono toy an-DRa8 !!! ireo angaha le tonga amin'ny fitenenana hoy maty daho... tohiny
novalian'i marozevo ny 22/06/2006 14:03
Fanja1 ( 06/06/2006 07:25)
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-06T073848Z_01_NOOTR_RTRIDSP_1_OFRTP-FRANCE-EXPULSIONS-SARKOZY-20060606.jpghttp://[/img] PARIS (Reuters) - Nicolas Sarkozy devrait proposer mardi... tohiny
novalian'i vale ny 12/06/2006 22:21
naughtyboy ( 05/06/2006 08:13)
de tsy maintsy hiaina ny gidra2 ny matanjaka(superpower nation) eto foana ve isika ,zao ndray zany i Bush mila manambitamby resaka @ Iran satria misy toejavatra 2 tsy azony ialana : - lasa mihena ny... tohiny
novalian'i prime ny 12/07/2006 08:46
OLPolonaleopolitika ( 02/06/2006 14:01)
Asa ianareo raha mahatsikaritra fa toy ny vôngory ny mpanao pôlitika malagasy.Ny vôngory refa malemilemy ny tany izany hoe avy iny ny orana dia foy dia mivoaka manidina etsy sy eroa. Ka moa tsy to... tohiny
novalian'i tsoupou ny 08/07/2006 12:02
sareraka ( 01/06/2006 14:24)
Miarahaba anareo tompokolahy sy tompokovavy ato anatin'ity fiaramanidina ity ny lehiben'ny mpanamory MARC RAVALOMANANA sy ny mpanamory mpanampy JACQUES SYLLA.Haharitra 5 taona ity sidina ity .Ilàna t... tohiny
novalian'i tsoupou ny 08/07/2006 12:07
sareraka ( 31/05/2006 14:41)
Marenina eo fa izaho hiresaka marenina eo fa aza miresaka marenina eo fa vazaha miresaka...marenina eo hoa.. SILENCE TAISEZ- VOUS! -Raprezy dia lany daty raha diska dia efa ho vaky injao indr... tohiny
novalian'i marozevo ny 11/06/2006 20:37
Fanja1 ( 31/05/2006 12:51)
Quatre-vingts Africains sans papiers ont entamé une grève de la faim lundi à minuit dans une école désaffectée de Poitiers (Vienne) pour réclamer une "régularisation globale", a annoncé un po... tohiny
novalian'i vale ny 04/06/2006 12:21
xxx ( 31/05/2006 11:23)
1- ahoana ny vevitrao?? 2-fa iza no mandoa ny karamn'i ambasadintsika any ivelany?? 3-ny fanjakana malagasy ve sa ny fanjakana any antoerana ? 4-nefa ny gasy miha mahantra be :( [b] Ambas... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 19:47
xxx ( 31/05/2006 08:38)
[url]http://[/url]http://www.lexpressmada.com/article.php?id=43639&r=1&d=2006-05-31# Ahona ny fahitanareo an'io ry zareo?Izao ve tsy fanambakana ny gasy any ambanivolo? Nodradradraina fa ho hamboari... tohiny
novalian'i marozevo ny 26/06/2006 21:29
sareraka ( 30/05/2006 06:03)
Nama e...mama o... tsy rarahanay izay 5 sy 4 taona itondràny anay fa ny vola be aferany mandritra ny 20 androm-pifidianana iny izay ihany ny anay ny anay ny anay....e nama o ..mama e... tsy ra... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 19:53
macqueen ( 28/05/2006 14:16)
Mba mety tsara ho dinihana ihany ny hevitrin'ny olona sasny avy any hivelany faha tsy mijery faotra fotsiny intsika. [quote]http://www.wildmadagascar.org/overview/FAQs/why_is_Madagascar_poor.html[/qu... tohiny
novalian'i jajaf401 ny 06/06/2006 16:31
Simpona ( 27/05/2006 10:56)
Propagandy avant terme + course hélicoptères : hisy raha ty taona ty, sady efa misy ny nanonona ny vola hampiasainy am fifidianana, mbô avy taiz ary reny sôsy reny :-w:-w:-w :@:@:@... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 05:58
victime101 ( 27/05/2006 07:22)
Hilatsaka ho fidiana filoha ingahy PIERROT RAJAONARIVELO @ 03 décembre vaovao hita ao @ tribune androany io.Maro noho izany ny fanontaniana mipetraka eny ambavan'ny maro ka voalohany @ izany ny hoe ... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 20:06
OLPolonaleopolitika ( 25/05/2006 19:27)
ANTANANARIVO no tsara trano ka.. http://www.madanight.com/madagascar-photo-25987.htm IVAKINIADIANA no sola vantony http://www.madanight.com/madagascar-photo-17553.htm atao ahoana e zanako ô ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.9828