Politika

xxx ( 22/06/2006 16:35)
Tsika rehetra dia amidin'i Ra8 sy Radeba fotsiny.Ry lerony kay vazah mody miady fotsiny,ny tsy hainareo dia olona tsy mifankafohy mitsy reo(l)(l)(l).Nanadino ny phone mantsy ra8 d hitan'ny mpanolotsa... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:21
gasypantin ( 22/06/2006 13:39)
Raha izao zava-misy ankehitriny dia tsy hitako izay andaniandry :HERIZO , RAJAKOBA , NY HASINA ,ROLLAND RATSIRAKA,MONJA ROINDEFO... vola sy aina @ propagandy @ 03 desambra ho avy izao. Ny HCC efa voa... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:45
rabaradaka ( 22/06/2006 11:13)
Zao lay izy dadatoa a, tehihaino an'ny tarika Rossy hono ingahy Ravalomanana saingy menatra dia tsy sahy mihaino. Marina e zany ? Sao mba mampiesona fotsiny radadatoa e... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:34
victime101 ( 22/06/2006 10:43)
Ho atao mangarahara sy ohatra tsara eto AFRIKA ny fifidianana hoy ny mpitondra ankehitriny! tsy nisy tsy nahatadidy io teniny io angamba. -Voalohany indrindra aloha ny datin'ny 03 desambra raha ny ... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:24
petsambava ( 22/06/2006 08:50)
Tsy tokony hisy himenomenona mihintsy ny gasy na 1 aza .Ny mpitondra mamarà.. Tonga teto ireo vahiny maro be .Asain 'ny mpitondra afenina ny mahantra rehetra fa mahamenatra . Mitaingina AIR FORCE 1 s... tohiny
novalian'i marozevo ny 29/06/2006 14:24
Mifenty ( 21/06/2006 12:55)
Mba mivoaha ilay miseho ho lahiniriako namorona sujet ma krizy ao ambany io fa toa tady ampiady ol fotsin e Mivoaha e... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/06/2006 21:06
petsambava ( 20/06/2006 15:36)
tsy misy izay tsy mahay iny hatsikan'i GABY RATSITO iny angamba!fa dia hovaiko kely e -KOFFI ANNAN: iza no RA8? -ra8:izaho tompoko -K.A: ary iza no DEBA? -deba:izaho tompoko -K.A: ianareo 2 la... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:54
Solitikabe ( 19/06/2006 05:43)
O ry Antananarivo, lehibe aman'isa ianao raha mibaby ny antapitrisany mponina. Saingy lehibe tsy hihinanana toa vilin-tsahona. Fa dia zary rajakom-bazaha sy tompon-tanana matsaka rano maloto. Ny nofar... tohiny
novalian'i prime ny 07/08/2006 10:55
OLPolonaleopolitika ( 18/06/2006 18:42)
Loza ity zalahy! loza ity zalahy !tsy aretin-kibo angamba ity ka ho sotrana GANIDAN... -Variana te ho leader ny foko rehetra indrindra ny fa ny Merina nefa efa maro ny mihinana: fako ....natakalo p... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:39
rabaradaka ( 18/06/2006 05:45)
Ny lalàna Sarkozy dia malaza eran-tany tato ho ato. Fa tena vazaha tokoa ve lay Sarkozy io e ? Zao mantsy toa voadaka am-bavafo daholo izay Gena (vahiny monina any Frantsa io) monina any Frantsa nefa... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:27
andria ( 16/06/2006 13:58)
ny mahagaga dia ny condition volohany angatahiny bank mondial ny démocratie nefa ny any tena mampiatra ny démocratie dia ny mpianatra eto ankatso.nefa dia tsy tohanana mintsy ny fampianarana, ny gre... tohiny
novalian'i prime ny 23/06/2006 05:39
sareraka ( 16/06/2006 12:35)
Isika rehetra dia toy ny soavaly vetivety hivadika apondra!! ity ny lasely ity ny lamboridy isika rehetra efa vita plus efa vita moins efa vanimpotoananan'ny propagandy vao mbà manana haja @ mpana... tohiny
novalian'i marozevo ny 30/06/2006 21:13
lemenakely ( 16/06/2006 10:13)
ô ry zandry kely mbà henoy ihany ny resaka manodidina aza dia be marenina tsy izany no nifanekéna mba manaova zavatra natokana ho fanatsaràna ny firenena oooo ô ry zandry... Mifanakalo... tohiny
novalian'i prime ny 21/06/2006 09:50
sareraka ( 16/06/2006 08:05)
Efa tena hitsahan'i RAVALOMANANA ny loha ... -alefa tsy misy droit ao @ MBS ny film mahaleo. -ao @ MAGRO dia tsy grossiste fotsiny fa tena importateur tsy mpandoa hetra :aiza koa na kiraro sy akan... tohiny
novalian'i prime ny 17/07/2006 12:45
victime101 ( 16/06/2006 05:56)
Isan'ny fahotàna mahafaty ataon'ireo mpanao pôlitika eto MADAGASIKARA nefa eken'ny vahoaka ny fiefenan'ireo jiolahy pôlitika ao anaty fivavahana ,firifiry ireo mpamono olona na t@ raharaha 1972 ,19... tohiny
novalian'i marozevo ny 20/06/2006 21:48
sareraka ( 16/06/2006 05:46)
FAHAMARINANA FAHAMASINANA ? FAMENOANA PAOSY ho an'ny TIKO ,MBS ...izany no zava-misy . Avy eo gaga daholo raha misondrotra ny zavatra rehetra hoe nahoana ? Ny vahoaka gasy efa kilalaon'ny mpanao pô... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 18:02
soanja ( 16/06/2006 02:16)
Amin'ny hevitrao, izay manana, inona no tokony ho toetra sy traikefa ary drafitr'asa sy tetikasa mahomby tokony hananan'ilay mpitondra idealy an'i Madagasikara, raha hisy io indray andro any. Mba mano... tohiny
novalian'i marozevo ny 05/07/2006 21:29
marozevo ( 15/06/2006 23:06)
Ao amin'ny "candidat favori" ao misy olona roa miresaka, mampihomehy.... Misy misandoka ho lahiniriko... Nefa mampiady foko sy firazanana... Iza angaha no naniry an'izany. Misy misandoka ho Sare... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:46
OLPolonaleopolitika ( 15/06/2006 17:15)
Dia miàla tsiny aminareo namana malagasy aloha fa dia tsy hifidy ny tenanay @ 03 désambra 2006 ho avy izao noho ny antony maro. Lasa ny assassins t@ 2002 nefa dia tonga ny tueurs avy eo. Noeritre... tohiny
novalian'i arson ny 19/06/2006 13:05
fetrakens ( 15/06/2006 16:18)
Maro ny antoko politika eto Madagsikara.Angamba tsy misy lalàna marina mametra ny isan'ny antoko na dia izany aza dia be loatra ny eto Mada.Fa raha ny mikasika ny fifidianana 'ndray dia ny fahabetsah... tohiny
novalian'i marozevo ny 17/06/2006 13:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8911