Politika
Bocassa
(
11/09/2006 13:29)
Manomboka misesisesy mintsy amin'izao fotoana izao ny fitsidiham-paritra ataon-dRavalo. Mody hoe fitsidiham-paritra, nefa ...misy ambadika pôlitika! Vonjena daholo ity fanokanana fiangonana ity! Hatr...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:18
Noslid
(
11/09/2006 12:58)
http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=281743 ...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:20
rabaradaka
(
09/09/2006 08:18)
Niverina nanao tapody fohy aho satria hitako fa misy mpanao politika efa manomboka mihalasa adala sa hoe efa manomboka mitapy. Ohatra (tsy hanonona anarana aho), misy Jeneraly izay ka saika isan'andro...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:21
rabaradaka
(
09/09/2006 07:45)
Salama daholo aloha fa elaela zay tsy nifampitafa. Sendra tany rehetra tany ny tena nijery ny nanatrika ny zava-misy raha ny any ambanivolo aloha dia tsotra ny azy : nahavita sy mahavita azy i Ravalom...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2006 22:06
sareraka
(
05/09/2006 17:46)
Efa ho avy ny prôpagandy dia mbà handalo kely fa ela tsy nihaona e!
KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:21
soanja
(
04/09/2006 06:38)
Ahoana ny hevitrareo hoe iza marina no tokony ho tsara hofidiana ho filoham-pirenentsika fa dia be loatra ilay mpilatsaka dia tsy arako intsony. Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i faralisy ny 17/10/2006 12:38
fijo
(
01/09/2006 22:55)
mino aho fa isika liana rehetra momba ity resaka politika ity,dia nahita le fihaonana nataon'ny mpikambana "manampahaizana gasy" raha tsy diso ny tadidiko ,fa hafakomaly no nahitako le izy.
ny tena r...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:24
Herimiafina
(
01/09/2006 16:21)
Misy mandika vilana ho fisarahambazana izy io kanefa hitako ohatry ny tsara trandrahana ihany.
Asa ahoana ny hevitrareo?
raha izaho manokana mantsy dai tena hitako tsy handeha mihintsy io toe-dr...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:25
ferrari
(
31/08/2006 17:17)
Manahoana daoholo,
Misy zavatra antaniko aminareo ny olona no mipetraka aty andafy ve mahazo mandeha mi-vote pour le 3 decembre. Misy conditions ve na omena fotsiny ny anarana sy adresse dia vita m...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:26
tezitra
(
31/08/2006 16:05)
voilà ,partout quand les choses vont mal, on change de 1er ministre,
1)chirac: 3 PM: -Jupée,raffarin,villepin
2) miterrand: 5 PM:- Pierre mauroy;laurent fabius, michel rocard,edith cresson,pierre ...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:28
LazaDaddy
(
31/08/2006 08:45)
Azafady rey olona fa diso ilay teny fanaoko hoe "maloto ny politika".
Ho fanitsiana an'izany fahadisoana izany dia izao no ambarako:
[b]Loto ny politika[/b]
Samihafa tokoa mantsy ny maloto sy ny ...
tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 11:42
hery
(
31/08/2006 07:42)
Resaka nandeha...
[quote=Boana Mafilou]
Henoko fa hoe hirotsaka ho filoham-pirenena i Rolland Ratsiraka. Angamba mitondra ilay anarana "Mahagaga", ka mety hanam-bitana tampoka. Kanefa hoy aho hoe,...
tohiny
novalian'i genevieve ny 04/10/2006 17:57
soanja
(
30/08/2006 20:04)
Hono hoy aho inona no tena mba asan'i Ambasady ny fantatro fa io ve no solon-tenan'ny fanjakana aty ivelany. Tsy izany mantsy fa toa betsaka ny zavatra tsy vita ao rehefa mba misy ilana azy fa dia mil...
tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2006 12:30
lalab
(
25/08/2006 17:58)
Dia ahoana marina my monba antsika te hifidy izay avy aty ivelany?...
tohiny
novalian'i prime ny 19/09/2006 09:33
jimtex
(
24/08/2006 22:33)
Nogadraina i Davida Rajaona mba hanotofana ny vola nalaina tao amin'ny FID mba ho mena ny fiangonana.Na izany aza nisy ihany koa ny lanin'i David.Araka ny source azo avy amin'ny olona manakaiky azy an...
tohiny
novalian'i metisy ny 02/10/2006 08:48
tezitra
(
23/08/2006 07:52)
naman-dravalomananna taloha (ankaiky dia ankaiky
-RADAVIDSON:gadra, be afera hono
-andrianafidison:voaroaka tao @omnis:pkoi?
-voninahitse:gadra,be afera hono
-barnest( ex,president region tamat...
tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2006 12:12
fijo
(
22/08/2006 21:33)
raha namaky ny "madagascar tribune "androany aho,dia nahita fa nisy jeneraly roa nisy nanafika"grenady"fa ny iray tsy tafita le tetika.
ka hoy aho hoe manomboka sahady ve izany ny fanakorontanana sat...
tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2006 08:56
Stone
(
20/08/2006 01:16)
Nampidirina am-ponja i David Rajaona rehefa voapanga nanodikondim-bola @na Milliard tao @ FID. Amiko dia na olon'ny mpitondra izy na tsia dia tokony henjehina @ ny làlàna rehefa manao vinany.
...
tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2006 08:52
mandrindra
(
17/08/2006 11:19)
Amin'ny 3 desambra no datimpifidiana an'izay hitondra an('i madagasikara. rahoviana no tsy maintsy apetraka eny amin'ny HCC ny fanirina ny hirotsaka amin'izany fifaninana izany? ary rahoviana ihany ko...
tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:46
lemenakely
(
16/08/2006 11:20)
Raha sendra namaky ny vaovao tao @ wanadoo.mg indrindra ny tribune dia nanambara i PIERROT RAJAONARIVELO fa tsy mihemotra ny tenany manoloana ny fiampangàna azy 15 taona be izao ! fa tsy maintsy ho a...
tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 10:21
