Politika

jimtex ( 14/08/2006 06:44)
:?:15 taona be izao ve!.Asa anterivozona toy ny nanao genocide.Tena manao an'Andriamanitra sy ny tody tsy misy mihitsy.Marina fa olon-tsotra ny tena fa mampte-hamono rah iny lehilahy iny fa fanetri-b... tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 15:29
saho ( 12/08/2006 10:10)
Ahoana indray ianareo raha hanaovana analyse @ resaka fomba fiasa ireo roa tonta ireo... Raha tsy misy opposition toa AVI aloha dia handresy foana ra-Tim moa lasan'ny partie sasany ny vato raha tsy... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:31
betay78 ( 10/08/2006 07:48)
manahoana daholo isika mianakavy. mba omeo vaovao izahay momba ny resaka politika ao dago ao fa efa tena tard mihintsi e misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 07:55
lemenakely ( 10/08/2006 05:26)
15 taona lasa tokoa izay iny raharaha mampalahelo iny ! Raha jerena @ zava-misy ankehitriny dia toa mampanontany tena ihany hoe fa dia ho atao sorona noho ny ambo- po pôlitika foana ve ny vahoaka ka... tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 15:27
lo ( 10/08/2006 02:17)
Dia nilatsaka hofidiana ara-pomba ofisialy i ramatoa Elia Ravelomanantsoa. Ny hevitrao?... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:36
diamondra27 ( 05/08/2006 20:44)
mbola ho tsaroana ve ny zava-niseho t@io fotoana io? Ny rà mandriaka sy ny forongony... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:36
Herimiafina ( 05/08/2006 14:35)
Hoy ity mpandinika iray henjana: [i]"Ny fimenomenoman'ny olona no mari-mpandrefesana iray hahafantarana fa mandeha tsara ny politika iray naroso"[/i] Chrys Argyris (Professor of Governement, harvard ... tohiny
novalian'i prime ny 31/08/2006 12:06
rabaradaka ( 03/08/2006 06:24)
Tsy haiko fa nanafatra ahy dadatoanay hoe hilatsaka ve sa tsy hilatsaka dadatoa Ravalomanana. Mba valio moa e... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:21
lemenakely ( 01/08/2006 14:44)
Mahavariana ihany r'ireto ity fahantràna any @ tanàna ity ! Toa isan'andro tsy mitsaha-mitombo ireo kandidà raha tsy diso aho efa 10 mihoatra izao ireo kandidà potentiels.Ny fanontaniana mipetraka... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:19
rabaradaka ( 01/08/2006 11:17)
http://www.monde-diplomatique.fr/2006/03/PIGEAUD/13258... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:17
fens ( 29/07/2006 13:38)
zao ry zareo an! ahoana ny hvitrareo, hifidy ve sa tsy hifidy? ny antony de zao: hifidy enao toa ohatran'ny hoe manosika olona hihinana ny harenao! (le fananana iombonanana io ohatra: volampanjakana) ... tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 15:11
Fanja1 ( 24/07/2006 15:57)
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138713&onglet=FranceMonde&position=1 [img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-07-24T161809Z_01_NOOTR_RTRIDSP_1_OFRTP-FRANCE-SARKOZY-IMMIGR... tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 15:08
rabaradaka ( 24/07/2006 06:03)
Tsy takona afenina intsony dadatoa ny ady an-tranon'ny AREMA. Angamba dia izay no vita amin'izy ireo satria totohondry sisa no tsy nitefoka teny Soanierana, inona ny antony, hoy ianao, tsy inona fa ny... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:14
fijo ( 20/07/2006 18:59)
araka ny vaovao hita farany,dia namoaka ampahibemaso ny volavolan dalana mikasika ny fifidianana izay vitany ny FFKM. tsy nahita ilay izy moa ny tenako,fa raha ny fitatitry ny gazety,dia toa mba mano... tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 15:01
Fanja1 ( 20/07/2006 08:41)
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138481&onglet=FranceMonde_histo&position=1... tohiny
novalian'i fijo ny 20/07/2006 18:36
Zina ( 18/07/2006 15:01)
Mba ahona ny fihetsikareo amin'ity? Tena any Dago mihitsy ve io? amiko aloha dia mihevitra mihitsy zy zareo fa tsy mahavit'azy mihitsy ny malagasy e. Ary tena mahatezitra mihitsy ahona ary no hafak... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2006 22:49
lost ( 17/07/2006 15:54)
Asa na aona ihany no ifaran'izy ity!!http://fr.yahoo.com/r/nw/fd/4/*http://fr.fc.yahoo.com/i/immigration.html... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2006 19:49
Fanja1 ( 13/07/2006 13:14)
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=138082&onglet=FranceMonde_histo&position=1... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 20:18
rabaradaka ( 13/07/2006 03:47)
Mampisavoritaka ny eo anivon'ny Governemanta ny hoe mety hilatsaka ho fidiana amin'ny 3 desambra i Me Jacques SYLLA. Efa misy sahoan-dresaka mandeha mihitsy aza hono fa hoe tsy mandeha manaraka an'Ato... tohiny
rabaradaka ( 11/07/2006 10:15)
Lasa ihany ny eritreritra hoe gadra 4 nitsoaka tao Antanimora avy eo ny ampitson'iny gadra 4 nitsoaka tany Toliary amin'izay samy gaigy lahy daholo, avy eo mpifankahalala daholo ry zalahy ireo. Sao mb... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 10:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.9713