Politika

rabaradaka ( 06/07/2006 11:02)
Asa na varinan'ny mondialy ry dadatoa sy nenitoa mpanao politika fa toa nanginina ratsy ry zareo. Toa milamindamin-dratsy izany ny tanàna. Dia ho hita eo moa ny tohiny.... tohiny
novalian'i prime ny 13/09/2006 12:12
rabaradaka ( 03/07/2006 10:17)
Mba sendra tojo an'io 103.4 Fm io dadatoanay dia nantsoiny aho mba nihaino. Resaka re izany resaka izany, mba andramo mihaino an'io rehefa alahady atoandro iny fa dia sady manala hamohamo no mba manao... tohiny
novalian'i fijo ny 15/07/2006 19:53
Fanja1 ( 01/07/2006 06:53)
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-30T173510Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-FRANCE-IMMIGRATION-LOI-PARLEMENT-20060630.jpg[/img] PARIS (Reuters) - Le projet de loi sur l'immigration prése... tohiny
novalian'i fijo ny 18/07/2006 20:26
Fanja1 ( 30/06/2006 04:17)
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-06-29T173659Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-FRANCE-SANS-PAPIERS-SYNDICATS-20060629.jpg[/img] PARIS (Reuters) - Trois dirigeants syndicaux ont appelé Jacqu... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2006 19:47
tenagasy ( 29/06/2006 17:58)
Mankamamy hatrany na dia taitra aza! Ingahy Ratsiraka R. moa dia efa zanak'i Dada, Ingahy Razafimahaleo H. indray dia efahaintsika ny tantara araka ny dinika niarahana teto ihany. Fa taitra ny fo va... tohiny
novalian'i Mamakely ny 23/07/2006 02:53
rabaradaka ( 28/06/2006 10:13)
gaga aho fa radadatoa iray izay efa manodidina ny 80 taona mbola miady seza foana nefa ny fitombenana efa nifintina. Angaha tsy loza e!... tohiny
novalian'i prime ny 17/07/2006 13:02
marozevo ( 27/06/2006 21:40)
Dia sanatria ve dia reraka tokoa ny mpanohitra... Ny mpanohitra tiana hambara eto dia tsy ry Ndafy na ry Ndrema na ry Zafy, fa ry Sareraka sy ry Petsana sy ny namany. Politika koa izany fa tsy mivoak... tohiny
novalian'i fijo ny 12/07/2006 19:52
Mifenty ( 26/06/2006 06:35)
jereo eto e http://www.interieur.gouv.fr/rubriques/b/b5_lois_decrets/06-00058/INTK0600058C.pdf ... tohiny
novalian'i prime ny 18/07/2006 11:32
Zina ( 23/06/2006 18:58)
Pierrot Rajaonarivelo. Une autre affaire de détournement de 198 milliards FMG 23-06-2006 / 09:13 Durant le face-à-face Sénat / Gouvernement d'avant-hier, Vaovao Benjamin, le président du groupe... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 12:37
sareraka ( 23/06/2006 13:06)
Ny zavatra tsapako dia maro ny MFM ato @ ity serasera ity .Ny MFM mantsy dia mpanao botolo fotsiny mpana-forcé ny olona hanaraka ny heviny. Firifiry moa ireo mpianatra sy mpiàsa no forcéna higrev... tohiny
novalian'i fijo ny 21/07/2006 19:56
kolokanto ( 23/06/2006 13:03)
Andao hoe isika ry zareo hanadrana hanakiana fotsiny ny zava-nisy rehetra aty Madagasikara nanomboka ny taona 60 ka hatramin'izao 2006( toy ny ataon'i ollepolitika, Petsam-bava, Victime 101, Sareraka... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:56
nikopol ( 23/06/2006 12:09)
Misy fitsipika ato amin'ny serasera hoe tsy afaka mitondra anarana olona malaza na ohatrohatr'izay ilay izy. Ho anay nankafy ny hiran'i Sareraka fahiny, ilay tena izy (yvon), ilay namorona an'i so... tohiny
novalian'i cutie ny 07/07/2006 22:23
cooper ( 23/06/2006 11:27)
Raha izaho ireo mpanoatra reo dia angoniko ny volako omeko ny mahantra toy izay entina haminganana ny fitondrana fotsiny nefa tsy hisy vokany azo akory. Amin'izay mantsy raha tsy hahita rariny ety an-... tohiny
novalian'i fijo ny 07/07/2006 19:18
cooper ( 23/06/2006 11:20)
Ny pôlitikan'ny mpanao pôlitika malagasy dia fitiavana te hahazo toerana fotsiny, nefa rehefa eo izy dia mahay miala bala foana. Izao no mba hafatro ry zareo a, efa mahatsapa tena ny vahoaka, fant... tohiny
novalian'i prime ny 29/06/2006 12:09
hery ( 23/06/2006 09:01)
O ry zalahy a. Akaiky ity ny fifidianana. Nisy ireo nimenomenona hoe tsy namely mihitsy Ravalo saingy tsy nitondra vahaolana akory... donc tsy azo ianteherana. Sao dia mba misy mpanohitra tsaratsar... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 11:31
hery ( 23/06/2006 06:27)
Tato ho ato dia hitantsika ny tsikera mirara-kopana alefan'i Sareraka eto amin'ny forum. Tsikera momba ny fitondrana izay tsy hanomezan-tsiny azy satria mba malahelo izy :-) Fa gaga ihany aho hoe r... tohiny
novalian'i prime ny 28/08/2006 12:11
rabaradaka ( 23/06/2006 05:16)
Zao dadatoa, nitety faritra maro rabaradaka herinandro lasa zay, dia nahita kandidà maromaro koa avy eo de hoy aho tamin-dry zareo hoe : raha izaho nareo de aza mandany vola fa tena mamim-bahoaka dad... tohiny
OLPolonaleopolitika ( 22/06/2006 16:42)
Aoka aloha mbà hazavaina ho an'izay tsy mbola mahalàla fa miisa 6 ny faritany eto MADAGASIKARA:ANTSIRANANA ,MAHAJANGA, TOLIARY ,FIANARANTSOA , MAHAJANGA, ary ANTANANARIVO. Raha ny zavatra hita ... tohiny
novalian'i marozevo ny 25/06/2006 11:49
xxx ( 22/06/2006 16:35)
Tsika rehetra dia amidin'i Ra8 sy Radeba fotsiny.Ry lerony kay vazah mody miady fotsiny,ny tsy hainareo dia olona tsy mifankafohy mitsy reo(l)(l)(l).Nanadino ny phone mantsy ra8 d hitan'ny mpanolotsa... tohiny
novalian'i marozevo ny 24/06/2006 08:21
gasypantin ( 22/06/2006 13:39)
Raha izao zava-misy ankehitriny dia tsy hitako izay andaniandry :HERIZO , RAJAKOBA , NY HASINA ,ROLLAND RATSIRAKA,MONJA ROINDEFO... vola sy aina @ propagandy @ 03 desambra ho avy izao. Ny HCC efa voa... tohiny
novalian'i prime ny 14/07/2006 10:45
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.385