Politika

soanja ( 22/05/2006 23:34)
Inona avy ny zavatra tokony harenina na atsaraina na tsy ampy amin'ity fitondran-dra8 ity mba ahafahan'ireo izay mihevitra te hifidy azy hosaintsainina na ho possible ilay izy na tsia sa tokony hierit... tohiny
novalian'i marozevo ny 07/06/2006 20:18
gasypantin ( 20/05/2006 07:08)
Raha ny famakiana ireo gazety dia ho sanatria ve resaky ny moana sy ny marenina indray ny mpitondra sy ny 3FN? Ny fanontaniana mipetraka raha tsy hanaiky ny fangatahan'ireo mpanohitra ny mpitondra di... tohiny
novalian'i prime ny 30/05/2006 03:37
fijo ( 19/05/2006 20:55)
Nisy zavatra tena nanaitra ahy ,raha namaky gazety "trbune" aho androany. voalaza tao,fa misy "senatera TIM" manomboka tsy mankasitraka ny lehiben'ity andrim panjakana ity,satria:"tsy alefa mba manao... tohiny
novalian'i prime ny 30/05/2006 03:42
Fanja1 ( 19/05/2006 14:47)
[img]http://www.lagazette-dgi.info/images/Caricature/ss.jpg[/img]... tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 07:59
Fanja1 ( 17/05/2006 06:38)
[img]http://images.aliceadsl.fr/francemonde/2006-05-16T212917Z_01_NOOTR_RTRIDSP_2_OFRTP-FRANCE-IMMIGRATION-AFRIQUE-SARKOZY-20060516.jpg[/img] L'ORIGINE DES IMMIGRÉS EN FRANCE PARIS (Reuters) - ... tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 08:08
4mimananelatra ( 16/05/2006 16:33)
8Oôlitikan'antitra ny an'ny gasy ka tsy mahagaga fa bontolo lava izao...Raha mbola ao sy mihaodihaody ao ry dadabe sy ry bebe isany dia eeee : -dadabe MANANDAFY -dadabe RABESITONTA -dadabe MOXE -... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 09:52
victime101 ( 16/05/2006 15:38)
Izy no RAMBO aminy ,mahafantatra azy daholo angamba ny ankabeazantsika vao manonona io anarana io. Mpanamory fiaramanidina nisotro ronono izy. Nahery fo tokoa ilay ranamana ity t@ raharaha 1991 ,ary... tohiny
saho ( 16/05/2006 14:39)
Mba afaka mampitaha va ianao hoe inona no mahasamihafa ny olona @ firenena malagasy na ny mpanao politika na ny olona entina (vahoaka) @ firenena hafa toa ny firenena mandroso... Ny tantaran'i Mkar... tohiny
novalian'i saho ny 14/06/2006 07:33
LazaRandri ( 16/05/2006 07:46)
Jesoa Kristy... tohiny
novalian'i cutie ny 22/06/2006 15:25
lapino ( 15/05/2006 10:02)
Nisy resak'i jafaf401 izay nahasintona kely ahy. [quote=jafaf401]Eo antsika mahita azy fa maro an'isa hitsara aloha zay vao fandrosoana après,[/quote] Iza marina moa no izy, ary iza no tokony ho iz... tohiny
lamie ( 14/05/2006 12:21)
manana harena tsy toko sy forohana madagasikara: air madagascar: dia tena tsy vitana malagasy ve ny hitantana io orin'asa io?no vahiny no nantsoina? efa saika namidy aza moa izy io! ny vatosoa rehet... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 10:02
lemenakely ( 13/05/2006 21:07)
Andao analyséna 1 par 1 ireo candidats @ 2007 dia ho jerena iza no maillon fort sy maillon faible. -RA8. -MONJA ROINDEFO. -PASTERA DANIEL RAJAKOBA. -HERIZO RAZAFIMAHALEO. -LAHINIRIAKO. -HASINA ... tohiny
victime101 ( 13/05/2006 17:14)
Ity indray dia i député mpiady izay moa no niantsoan'i FRANCIS turbo azy.Mahavariana mihintsy ity ranamana ity t@ ireny tolona 91 ireny no tena nahalalàna azy voalohany. -Nitolona teny @ 13 mai ... tohiny
novalian'i prime ny 02/06/2006 10:08
OLPolonaleopolitika ( 13/05/2006 14:14)
1-Misavorovoro tsy mety milamina ity GASIKARA! marary tsy mety salàma ka manalasàla Marasily,sivily,bôdega,prà te hitondra volant. te hifaninana hitondra ny tany avokoa ry zalahy! Izay vok... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 09:41
OLPolonaleopolitika ( 13/05/2006 12:52)
-Isika rehetra efa samy narary satria olom-belona voajanahary mahafantatra tsara ny momba an'izany na dia hoe tsy mpiditra ny Hôpitaly -Trano natao hitsaboana marary dia mizara 2 ary miharihar... tohiny
novalian'i prime ny 26/05/2006 08:51
fijo ( 12/05/2006 21:42)
nisy resaka tena mahazendana voatsikaritro io ambany io,efa novalian'i hery ihany le izy fa tiako tsindriana eto. mimenomenona ny sasany fa maloto ny tanana?????? maloto ny vahoaka??????? tsy ilain... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/05/2006 04:06
lamie ( 12/05/2006 21:08)
za aloha tsy hifidy an'i , zay tsy nahavita zavatra mahasoa ny mada-ko e,... tohiny
novalian'i prime ny 31/05/2006 09:37
Lejim ( 12/05/2006 01:01)
"les chiens aboient, le caravane passe" Izay angamba no azo ilazana ny fomba fiasan'ny fitondrana amin'izao. Eritrereto ary araho kely ange ny tantara fa betsaka ny sakana nanjo ity fitondrana ity fa... tohiny
novalian'i marozevo ny 18/05/2006 21:18
maditra ( 11/05/2006 20:18)
[b]Jacques Sylla : l’homme inutile[/b] Les remous qui ont entouré la destitution de Jean Lahiniriko sont une aubaine pour le chef du gouvernement. En effet, cet événement a masqué les nom... tohiny
novalian'i arson ny 15/05/2006 12:20
OLPolonaleopolitika ( 11/05/2006 18:04)
Raha sanatria ka hisy gréve in1 ary @ 2007 dia mbà mitonona anarana eto hoe izay -hanao ny fiambenana andra8 eny FARAVOHITRA. -hanao barrage etsy sy eroa -hilahatra eny @ 13 mai -... Izaho ... tohiny
novalian'i marozevo ny 18/05/2006 21:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 8.0936