Politika
fijo
(
09/10/2006 10:04)
hoan'i hery sy ny mptantana rehetra.
rehefa misokatra ny fanaovana fampielezankevitra,dia mangataka aho,mba hanokafana pejy manokana ahafahana manao izany.dia ao isika no manao propa;ka rehefa tapitr...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2006 22:46
sareraka
(
09/10/2006 09:22)
Mampanontany tena ny maro ihany eny fa na ny mpomba azy aza ny zava-niseho tao TOAMASINA ny asabotsy teo iny.Samy nahatadidy angamba isika rehetra fa ny teniny sy ny baiko nomeny dia ny hampisambotra ...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:57
labomba
(
09/10/2006 09:19)
... tsapan'ny mpitondra tokoa izany. Ka izany no mahatonga azy ireo manao ny ainy tsy ho zavatra anakanana an'i pierrot tsy hiditra an'i madagasikara.
Nefa raha tiana ho samborina marina izy, maninon...
tohiny
novalian'i manantsoa ny 15/10/2006 15:48
kitjo
(
09/10/2006 07:59)
ko raha tsy tsy mahita atao intsony ny olona!
izy ngah no velomina?
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=2399...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 22:07
LazaDaddy
(
09/10/2006 07:57)
Izaho tsy mandraraha an'i Pero sy Levalo sy ny mpanao maloto politika rehetra.
Fa ny mampalahelo ahy dia jambena ny vahoaka: ny devoly sahy miseho masoandro aza tsy hitany, maika fa ny devoly misal...
tohiny
novalian'i Stone ny 11/10/2006 12:25
lagoon
(
08/10/2006 22:54)
Vao vita ny Vovonana MFM ka tapa-kevitra izany fa hirotsaka i Manandafy.tsy nahita mariparitra hiraisana miaraka @ Pety fa dia samy mandea samy mitady izany.
Dia mazava fa hizara be ny vato MFM.
Asa...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:18
hery
(
08/10/2006 22:37)
Samy mihainohaino daholo miandry izay zavatra hiseho ao Madagasikara
amin'izao fotoana izao.
Miezaka ny ho objectif amin'izay zavatra mitranga.
NY mahagaga ahy dia hoe raha mikatona ny aéroport ao...
tohiny
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 14:41
sareraka
(
08/10/2006 20:24)
Raha ny vaovao tena mari-pototra dia saika hipetraka tao TOAMASINA tokoa ny fiara-manidina nitondra an'ingahy PIERROT RAJAONARIVELO avy tany LA REUNION .Kanefa dia miaramila no niandry ka tsy afaka ni...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/10/2006 21:10
soanja
(
08/10/2006 18:57)
Mbola mety hisy foana ve ny halabato mazao andro mivoatra izao sa tsy ho afaka amintsika (Madagasikara) io raha any Dago? ...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 10/10/2006 01:15
kitjo
(
08/10/2006 18:32)
za aloha mpanohana andra8 fa ty kosa toa betise!
Toa mitady korontana ihany ra8 raha nanidy ny aeroport tamatave, tsy vaovao ofisialy no reko fa namana avy any dago no nampita, asa ianareo any ra a...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/10/2006 09:07
madagasikara
(
07/10/2006 19:40)
Manahoana daholo,
Misy mahalala ny toerana mety hahitako ny momba an'io ve: site na koa resaka efa nandeha teto ( omeo ref fotsiny).
MIsaotra o....
tohiny
novalian'i mandrindra ny 09/10/2006 15:49
Robert
(
07/10/2006 18:51)
Fantatra ankehitriny fa mety hiditra ao anaty olana fitsarana sy politika i Madagasiakara malala-tsika.
Olona iray no hiteraka izany..
Tsy mba afaka hijery ny tombotso-pirenena mintsy ve isika malag...
tohiny
novalian'i vani ny 13/10/2006 13:43
lemenakely
(
07/10/2006 15:44)
Raha ny fijeriko azy manokana dia tsara raha mbà arahin'izao tontolo izao maso izay zavatra rehetra hitranga ao MADAGASIKARA ao dieny izao!
Izaho tsy hiteny hoe hitsabaka ny raharahan-tokatranon'ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:10
bozikely
(
07/10/2006 14:37)
lisez cette article,
tena mpmitaka sy mpisandoka ity RAVALO ity, mpamita-bahoaka, mpamitaka an'Andriamanitra, loza ho azy
L’ancien vice-Premier ministre Pierrot Rajaonarivelo ne compte pas...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/10/2006 18:30
akbaraly
(
07/10/2006 14:28)
Tena mampalahelo lery zany fa tena annule foana zay ny vol Reunion-Tana omaly sy androany satry ny compagnie Air Mad sy ny Air Austral de samy ts mitondra azy. Vao tao anaty ny lisitry ny passagers iz...
tohiny
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 14:55
vetsoko
(
07/10/2006 14:07)
S’il est mis en état d’arrestation tout de suite après son arrivée, cela confirmera aux yeux du monde entier la tendance répressive de l’actuel régime. Signalons que des journalistes et cam...
tohiny
novalian'i vetsoko ny 09/10/2006 17:07
jentilisa
(
07/10/2006 10:50)
Tena itoeran'ny hafetsena tokoa ny mpanao politika malagasy.Hevitra voizina amin'izao fotoana izao ny hoe tokony hametra-pialana ny filoha mba hampanara-dalàna ny fifidianana filoham-pirenena ho avy....
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 12:16
Lejim
(
06/10/2006 00:17)
Amin'ny maha-zanaka Tamatave ny tenako no angatahako aminareo rehetra any ny tsy hikorontanana raha toa ka tonga any Andriamatoa Pierrot Rajaonarivelo.
Hisy fisamborana ary hisy miaramila maro ho ton...
tohiny
novalian'i prime ny 09/10/2006 15:03
fijo
(
05/10/2006 23:14)
ity loahevitra iray ity no isan'ny loahevitra ahitana mpanaraka be sy tsy ahitana vazivazy firy eto amin'ny namana.(sy ny fahasalamana)
ny hany mba tiako lazaina dia,aoka samy halalaka isika eto hane...
tohiny
novalian'i prime ny 09/10/2006 14:42
fijo
(
05/10/2006 22:58)
"tribune" nilaza ny hasina,fa ny fialan dravalo ihany no tsy hampisy ny korontana sy ady an trano ao mada........
hita sy tsapa izao,fa zavatra efa vohizina mafy io korontana io,ary ry zafy sy ry ndr...
tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 11:48
