Politika
fiaritiana
(
14/10/2006 22:55)
novalian'i lagoon ny 02/11/2006 15:45
lagoon
(
14/10/2006 16:21)
Et ca continue.Ca fait 3 aujourd'hui,en une semaine quel record.
Il compte venir demain,mais je suis sûr que ce sera le 4éme lapin.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
et le plus beau lapin sera celui ...
tohiny
novalian'i fijo ny 18/10/2006 20:12
danibe
(
14/10/2006 09:27)
Tamin'i Pierrot mbola tany am-pandosirana dia nodradradradraina fa mila samborina, ary efa navoaka aza ny didim-pitsarana sasany momba ny fanamelohana azy. ny tsy azoko dia hoe: nahoana no manao ny fo...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2006 22:04
moi
(
13/10/2006 11:23)
Mba ahoana ny hevitrareo amin'ity :
Tsy dia manantena ny ho voaray ho candidat @ 3 dec loatra izy, fa mila miditra eto Madagasikara satria :
- miandry azy ny sasany fa izy no nomanina hiantoka n...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 18/10/2006 21:49
diamondra27
(
13/10/2006 08:17)
http://dragon2madagascar.over-blog.com/archive-2-2006.html
de mazotoa mijery ô...
tohiny
novalian'i prime ny 18/10/2006 13:26
lagoon
(
12/10/2006 17:13)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Tsy nahazo niakatra ny vol Port-Louis/Tana aninkeo maraina.
Ity ny lien fa sao dia lazaina fa mampiesona aho an.Mbola tsy hananako ny talentan'i Ny Haina ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2006 22:19
HESHA
(
12/10/2006 14:16)
Salama daholo,
Mahita ireo hevitra mandeha eto am serasera sy ny resaka eran ny tanana aho de mba saika hanainga antsika mpikambana ato am serasera hanome ny hevitsika momba ny mety hisiana na tsy ...
tohiny
novalian'i prime ny 30/10/2006 11:39
tezitra
(
12/10/2006 12:41)
ho an'i rehetra:
meeting opposition nov 2005 feno stadium barikadimy
16 dec 2005 nogadraina VGE
17 DEC 2005 voavono ny opposition teo @ 13 MAi
Tsy ny vahoaka no nanao ireny fa olona voakarama,to...
tohiny
novalian'i vetsoko ny 21/10/2006 14:54
lagoon
(
12/10/2006 08:45)
Na ny miaro ny tranony sy ny fanany aza tsy vitany tsara koa @ fomba ahoana no hiarovan'ny vahoaka malagasy izay miisa 18 tapitrisa mahery??
Izaho aloa dia tsy hiesona @ ity tantara ity e,fa ny alika...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/10/2006 22:23
oufouf
(
12/10/2006 08:07)
mba [b]mahagaga sy mampimé[/b] ahy ny fihetsiky Herizo , ilay nametraka dossier : 10 10 10 10.
mampimé : olona hitondra firenena ve dia hanao an' [b]izao foana[/b] .... tsy ho avy koa ranokombé ...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/10/2006 22:15
aokahoahy
(
12/10/2006 07:53)
aokahoahy no mpikambana farany sady mpanao politika no miarahaba. Io hoe aokahoahy io dia avy amin'ny anarako hoa OKAWA ihany koa. Tsy tia tena akory ilay hoe aoka ho ahy...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:28
rabaradaka
(
12/10/2006 07:09)
Ny gazety no nanao an'io titra io fa tsy zaho an ! Fa mba ndao ange anontaniana ny Ministre Randriamparany Benjamin hoe fa naninona razoky no tsy nolazaina izany hatramin'izay fa izao vao avoaka ? Mah...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:31
danibe
(
11/10/2006 20:53)
dimy taona lasa izay dia niaina crise ny malagasy, izao indray ity dia efa tsy hay izay hataon'ny 3 desambra nefa toa efa hita taratra sahady ny fisamborana sy ny ra mandriaka... ry zalahy miady tsy m...
tohiny
novalian'i vetsoko ny 14/10/2006 12:11
sareraka
(
11/10/2006 19:09)
Araka ny vaovao mari-pototra dia ho avy @ zoma izao ingahy PIERROT RAJAONARIVELO en IVATO...asa na fifandrifian-javatar na ahoana aloha fa dia VENDREDI 13 io enga anie ka tsy hitovy @ ilay film VENDRE...
tohiny
novalian'i vetsoko ny 14/10/2006 12:03
rabaradaka
(
11/10/2006 06:01)
Somary hafa samy hafa ny fanapahan-kevitry ny tao Ambohitsorohitra tamin'ilay nanakatonana ny aeroport tao Toamasina. Rehefa nozohina dia izao : kay amerikana ny mpanolotsaina sy mitarika ny propagand...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:41
lagoon
(
10/10/2006 21:20)
Mahagaga tokoa ny fihetsik'ireto Nosy Morisy sy La Réunion tato ato izao.Fantany tsara ny tetik'adin'i Pierrot sy ny zavatra kendreny.
Tena ohatrany ataon'izy ireo ny mba tsy hisian'ny stabilité et...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:02
tezitra
(
10/10/2006 12:33)
ra8 niasa mafy,nifoha maraina, dia nanakarena, angano angano arira arira:Tsy mitombina io
fanazavana:
1)avant 1997 tsy nahafantatra andRa8, tampoka nisy ny harena,hummm!
2)Tsy manainky hanao tobamp...
tohiny
novalian'i tezitra ny 26/10/2006 13:29
tezitra
(
10/10/2006 09:55)
1)Pkoi tamatave mais pas ivato: Tsy azo anaovana manif intsony ao Tana, voavono ianao @ ireo mercenairen-dra8 ( nouvelle version TTS), Tsy ny vahoaka no namono ny opposition (president,deputé,etc.....
tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2006 20:54
zandikely
(
09/10/2006 15:01)
Efa samy niaika ny rehetra fa tsy nety ny fanaovana barazy tamin'ny taona 2002. Izao dia efa adinon'ireo mpitondra sahady na odian'izy ireo tsy fantatra fa ny zavatra notoherina no averin'izy ireo iza...
tohiny
novalian'i fijo ny 11/10/2006 21:13
lapino
(
09/10/2006 14:55)
Araka ny sondage nataon'ny sobika.com izay nisy olona nifidy miisa 2300 eo ho eo, dia Ravalomanana no mitarika, ary 2è tour amin'ny "[i]1er tour dia vita[/i]" io fifidianana io.
http://www.sobika...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:48
