Politika
akama2006
(
06/11/2006 19:59)
^^raha mijery ny fandehany zavamisy amin'izao fotoana izao aho dia mahita fa efa tafapetraka ny "alibi" ny mety ho tranga ao aoriana!ahona no fisehony izay no tsy fantatra,milamina sa fifandonana!
...
tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 17:49
Lejim
(
05/11/2006 15:17)
Iza no mitsipaka, dia iza no mankasitraka izao fanameklohana an'i Saddam Hussein, ancien president dictateur an'i Irak izao?
Zah aloha mitsipaka an'ilay procedure e!
Raha tamin'ny fomba hafa no nit...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2006 22:43
Robert
(
04/11/2006 18:47)
Efa nifidy tao ny tenako.
Azo itokisana ve ny valin'io sondage io..
Indray mandeha iany no mifidy. Ary raha misoratra anarana maro2 ny tenako de ahoana? Webmaster, ny IP koa tokony hojerena koa. Ami...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:31
sareraka
(
04/11/2006 18:02)
Fanontaniana mipetraka @ malagasy rehetra io fanontaniana io .Mbla hino fotsiny ihany ve isika mianakavy raha mijery ny zava-misy ankehitriny raha jerena fotsiny ohatra ny resaka solika dia raha ny ra...
tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 17:54
jpeg
(
04/11/2006 10:49)
Efa mandeha ny resaka ny fifanarahana fa mety hanohana an'i Ny Hasina Andriamanjato ny TDM....
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:34
kitjo
(
04/11/2006 08:19)
mba jereo kely ange ity e
http://www.aody.mg/politique.php?id=603...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2006 23:50
kitjo
(
04/11/2006 07:36)
Misy tena mirefarefa @ tany mihitsy ny sain' ny sasany
vao mainka manome credibilte an ravalo izao.
http://www.lexpressmada.com...
tohiny
novalian'i kitjo ny 11/11/2006 14:41
kitjo
(
04/11/2006 07:27)
http://www.alliance92.com/
jereo fa miova isan andro fa toa tsisy archive ka rehefa tsy afaak mihaino dia tehirizo fts d henoina manaraka
na mamaky gazety aza hafa ihany ilay mihaino indrindra i...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/11/2006 23:55
nororavel
(
03/11/2006 08:19)
Ny constitution sy ny lalàna tsy hatahoran'ny fitondrana ankehitriny izany ampahafirin'ny ataon'ny akaman-dra8 deputé TIM anefa izany fanaovana didin'ny be sandry izany tsy misy lalàna intsony any...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2006 23:12
kolokanto
(
02/11/2006 22:49)
Pasitera Jules Randrianjoary
Harodana ny mandan'i Satana
« Raha ny fandrodanana ny mandan'i Jeriko no nalaza nandritra ny taona 91 fony nanongana ny Amiraly Ratsiraka ny mpanohitra teto Madag...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2006 23:20
vetsoko
(
02/11/2006 16:29)
tokony hitovy zo daholo ny candidats rehetra mandritry ny fampielezan-kevitra:sady ara-dalàna izany no rariny no demokratika tanteraka
...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:40
ari.malala
(
02/11/2006 12:31)
Nolazain'ny vaovaon'ny radio Antsiva t@ atoandro teo fa hanondrana rano any @ golf Persika hono ny fitondram-panjakana? ilay rano haondrana dia ao @ faritr'i Mananara, satria hono io rano io dia very...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:42
yasah
(
02/11/2006 09:38)
betsaka ny zavatra itako ataony ny fitondrana tena tsara ;fa mba hanao fanamarihana hoe :izay vita rehetra izay v dia tena ilainy ny vahoaka sa tsia ? toa ankalazaina b mihitsy lay izy nefa ny vahoaka...
tohiny
novalian'i fijo ny 08/11/2006 23:30
rainy
(
01/11/2006 18:26)
Na dia tsy tokony ho ato amin'ny politika aza io lohateny io dia misy ifandraisany ihany angamba.
Naninona no foana ny zotra air-madagascar parisy antananarivo androany 01 novembre tokony nandeha tam...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:43
little
(
01/11/2006 10:36)
Mendrika ny hifidy sy manana ny fahendrena ary ny fahaiza-mifidy ve ny vahoaka malagasy?
tena tsy maintsy fifidianana avy amin'ny vahoaka ve no tsy maints nahdaniana ny filoham-pirenene ne f ireto fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2006 23:32
tezitra
(
31/10/2006 13:38)
ny vidin'ny petrole :
(prix du baril x taux vola gasy)
A) cas baril 65 $ Août 2006 :
1) 1 $ = 13000 fmg ( base 2006)
prix prix petrole = 65 x 13 000 f = 845 000 f (prix d'achat sans taxe)...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:46
akama2006
(
31/10/2006 10:07)
ho any mpomba any ra8 dia betsaka ny zavtra vita ary tsy misy toa izany!ka mangataka azy ireo mba hilaza eto ny zavbita BE izany,ary vokatry ny fahaizana mitantana!
misaotra anareo mialoha!...
tohiny
novalian'i akama2006 ny 12/11/2006 10:06
zandikely
(
29/10/2006 17:48)
http://www.lexpress.fr/info/infojour/reuters.asp?id=30136&1706
[i]Nahitsin'i lanto[/i]...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/11/2006 23:43
rabaradaka
(
29/10/2006 08:22)
I aokahoahy dia nilaza ilay mpaminany sandoka fa tamin'ny herinandro lasa teo aho tany Ikalamavony dia naheno zavatra toa izao : i dadasamy ao Ankerana dia nilaza faminaniana fa i Lahiniriko no ho Fil...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 02/11/2006 07:35
rainy
(
28/10/2006 22:11)
Marina dia marina amin'izao fotoana fa tena misy mitady hamono élimination physique an'i Ravalomanana alohan'ny faran'ny taona 2006. Efa vonona daholo ireo mpikarama anady....
tohiny
novalian'i fijo ny 03/11/2006 23:53
