Politika

bazylou ( 15/11/2006 23:40)
tsy alemana fotsiny!! ... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:28
bazylou ( 15/11/2006 23:40)
nahoana no nitsoaka sy nody fanina e!!!! izany ny anareo izany , misitri belona rehefa ....... tohiny
novalian'i akama2006 ny 18/11/2006 09:39
bazylou ( 15/11/2006 23:38)
Tandremo hoa ny miara dia amin'ny fatsora lahy sy ny mpandainga, ny anay 5 taonaizay dia efa mazava fa vao maika nihitsoka. Ka ampio izay ia hifidy ilay 8nareo , jereo tao amin'ny arte fa tsy loyal ak... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:49
sareraka ( 15/11/2006 21:50)
Ho an'izay nahita ny reportage fohifohy izay niseho tao @ canal ARTE dia nahita ny reportage momba an'i MADAGASIKARA sy ny fahantràna ....Nisy temoignage maromaro tao nahitàna ny fahantràn'ny olona... tohiny
novalian'i Garfield ny 07/04/2009 09:57
jpeg ( 15/11/2006 21:14)
Raha izao fandehan'ny propagandy izao aloha dia aleo dia tsorina dia ny izao fa i Ravalomanana no ho lany. Afaka 5 taona indray manarina hoan'izay te hitantana an'i Madagasikara.... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 22:57
kitjo ( 15/11/2006 14:50)
"Un sit-in devant le PNUD » Furieux, le président du parti PFDM et non moins ancien président de la délégation spéciale de la province autonome de Mahajanga, Pierre Tsiranana a lancé ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2006 18:31
Simpona ( 15/11/2006 06:45)
Raha dinihana dia ny fanaratsiana ny mpifaninana no tena mandeha amin'izao fampielezan-kevitra izao. Tsy dia milaza loatra hoe [b]izaho[/b] no izao fa ny betsaka dia hoe i [b]Rakoto na Rabe[/b] ôtr'... tohiny
novalian'i mitia5 ny 16/11/2006 12:19
lapino ( 15/11/2006 01:37)
Mahagaga ahy ihany, gazety nahitana loko politika hatramin'izay, no amin'izao fotoanan'ny fampielezan-kevitra izao no manao fiovana fototra amin'ny fitaovana miasa ao amin'ny vohikalany. http://www.... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:53
bazylou ( 14/11/2006 22:48)
tsy mety hiala amin'ny sezany lery fa mody fanina fotsiny!! izany ny porofo fa tsy loyal ilay zalahy io rehefa manao zavatra fa tsy maintsy manodina any ampaosiny . Avy eo dia ianao vahoaka ery no ses... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:52
bazylou ( 14/11/2006 22:45)
Izay kery sahy ihany no tratrany ao, amin'izay ilay iray moa marivo sanosana izay ka na efa mihinana ny vary 6000fmg aza mbola mandady any aminy ihany!! Tsy mba politikan'ny pokona fa fandrebirebena ... tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2006 19:35
salmo ( 14/11/2006 18:48)
Ny mpanao prompangandy dia azo lazaina oe: Henatra eo anatrehany vahiny sy ny tompo-trano. Ny zava-bita no hanaovana propangandy amin'ny mahantra @ izay hono fidina, satria izy ireny mantsy no mangeta... tohiny
novalian'i fijo ny 17/11/2006 22:55
kitjo ( 14/11/2006 18:27)
kandida 13 hanohitra an Ravalo dia nivory foana 9 avy eo oe legaliste zao 4 sisa nivory firy sisa zany? http://www.lexpressmada.com DEMANDE DE REPORT DU SCRUTIN Les candidats réca... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2006 23:06
kitjo ( 14/11/2006 17:26)
misy harary fo amin'io njay zao..ihihhi ce ke j'aime c'est tout! http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1281... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 12:04
xxx ( 14/11/2006 16:15)
Ny fanontaniana mipetraka voalohany dia ho an'ny eo @ fitondràna maninona kay raha mbà misy ihany ny vola hanaovana propagandy mbà hanaovana zavatra hafa mahasoa ny tanora e ohatra! izay andry iank... tohiny
hery ( 14/11/2006 16:10)
Tsy haiko hoe natao ho an'iza marina ny propagandy. Ny ankamaroan'ny olona efa samy manana sy mifikitra mafy amin'izay hofidiany daholo. Aza eritreretina akory hoe ny mpanaraka an'i Ravalomanana dia h... tohiny
novalian'i kitjo ny 20/11/2006 12:17
bazylou ( 14/11/2006 14:38)
Ny mpangalatra voalohany aloha izao dia efa kobo e,... tohiny
novalian'i fijo ny 15/11/2006 19:57
bazylou ( 14/11/2006 14:32)
de vote dia ahoana ny hanjo ny ambiny amin'ireo candidat ?? REhefa naka ny volany ihany ny fanjakana nahoana tsy nampiasa ny garantieny ny fanjakan, fa ny hitaky vola ihany . Maninona no navela t... tohiny
novalian'i fijo ny 14/11/2006 23:49
tezitra ( 14/11/2006 13:00)
mety hisy ny rotaka,ny antony: -betsaka ny basy tsy naverin'ny zanadambo sy ny ekipandRatsiraka mbola tsy voasambotra; Tsy nanao recensement basy ny fanjakana R8 nandritran'ny 5 taona ; izany aza no ... tohiny
novalian'i akama2006 ny 18/11/2006 10:27
tezitra ( 14/11/2006 12:31)
C le maraboutologue le professeur SABABOU qui parle, je l’ai vu 1)les candidats : a) Les XXL: Ra8 ;Ratsirahonana; ny hasina(TANA); Lahiniriko (TULEAR) ; Ratsiraka jr (TAMATAVE) ; Herizo ; Pety ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/11/2006 22:45
ronaldo09 ( 14/11/2006 10:22)
Ny sasany milaza hoe :"Tsy nianatra mihitsy leiry",ny sasany indray " Niala classe de 4 eme",ny mpitamby ranon'apango milaza fa nianatra tany Suisse ledala.Menatra dia menatra manko aho indray andro... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 21/11/2006 14:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7126