Politika

fijo ( 21/11/2006 22:42)
ireo mpifaninana rehetra amin'ny filoha amperinasa ireo dia mitsikera,fa ny lalana dia tsy azo hoanina. gaga aho,satria raha olona mikasa ny ho filoham pirenena no tsy mahalala,fa io lalana io,no ant... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:30
fijo ( 21/11/2006 22:37)
jereo ny gazety fa misy fanadihadiana nataon'i resampa zanany any.izy dia mpahay lalana manokana momba ny lalampanorenana. azavainy tsara ao,fa legaly tsara mihintsy io daty ny 03 dec io,ka izay mano... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:31
tezitra ( 21/11/2006 18:20)
R8: 1)nitsoninotsinoavin'ny ny tolon'ny 1947 (t@ visiten'ny chirac), [b]donc il A CRACHE DANS LA SOUPE[/b] 2)niambohoany ny niara-nitolona mpanao politika taminy,donc fa maloto hono( et ranjeva et ... tohiny
salmo ( 21/11/2006 17:21)
[b]Antso an-tarby[/b] Ny miaramila sy ny pôlisy dia efa mifampitifitra ka maty ny miaramila anakiray, ary halevona rampitso. Ny anakiray amin'ny miaramila Generaly dia nijoro fa raha lany i Andriam... tohiny
novalian'i xxx ny 24/11/2006 20:58
vetsoko ( 21/11/2006 15:16)
Lala ratsirahonana,pety rakotoniaina,manandafy rakotonirina,lahiniriko,GAL fidy,GAL ferdinand razaka,....Ireo rehetra ireo dia mpiara-dia t@ ra8 taloha(taloha vao haingana io),MBA SAINO IHANY FA TSY A... tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2006 22:29
hery ( 21/11/2006 14:53)
Marina fa anatin'ny fampielezan-kevitra tanteraka isika izao. Mitranga hoe iza no mpanohana sy mpanohatra ny kandidà tsirairay avy. Mandeha mafy mihitsy ny adihevitra politika eto amin'ny serasera. ... tohiny
novalian'i fijo ny 23/11/2006 23:32
tezitra ( 21/11/2006 14:43)
1)-gal fidy, menace ao @ RFO, manao jogging eny ambohipo, mampiasa ny cellulaire-ny , nefa nanao coup d'etat; tsisy misambotra, gagany vahiny, fa iza no prezida? 2)-rajaonarivelo, mitolotena, manana... tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2006 22:38
hypermatouzoiide ( 21/11/2006 14:12)
Heverindry ketrina fa ketrina toa azy ireo ngamba ny vahoaka dia rebirebena @ fanaratsiana ny performance vitan'i "Mila vokatra maharitra" sy famahanan-dalitra ny vahoaka ny hani-kely anio tsy ahatong... tohiny
ronaldo09 ( 21/11/2006 13:53)
Ils ont mis en place une cellule de crise devant assurer la défense de la liberté de la presse jusqu’au scrutin présidentiel du 3 décembre prochain. En réalité, cette mission devrait reve... tohiny
novalian'i prime ny 24/11/2006 12:05
ronaldo09 ( 21/11/2006 13:45)
« C’est parce qu’il a fait fi de la démocratie et de l’Etat de droit que les gens et en particulier les militaires lui en veulent ». C’est en ces termes que Pety Rakotoniaina commente le ... tohiny
novalian'i kitjo ny 24/11/2006 12:00
bazylou ( 21/11/2006 13:34)
izany ny baolina izao!! ... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 24/11/2006 19:02
bazylou ( 21/11/2006 13:30)
olona miseho azy ho mpanara dalana sy mirehahareha ary mizity hoe nahavita lalana tetsy sy teroa dia tsy loyal akory rehefa mifaninana amin'ny namany satria matahaotra ny ho very seza. RAha tena mari... tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2006 23:01
tezitra ( 21/11/2006 12:18)
Ny tena mampiakatra ny vidimpiainana dia io monopolen-dRa8 io,azy ny menaka;azy ny vary;azy izao rehetra izao dia izy no mamaritra ny vidiny porofo: ny internet sy ny téléphone dia lafo t@ france... tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2006 23:06
sareraka ( 21/11/2006 09:56)
Hanambatra hery izy 13 candidats noho ny taim-bava izay nataon-dRAVALOMANANA teny ANTSONJOMBE ny alahady lasa teo!izany hoe na ny mpanohitra sy ny mpomba sasantsasany aza dia ho lasa platte-forme iray... tohiny
novalian'i Stone ny 23/11/2006 18:21
oufouf ( 21/11/2006 08:58)
hitako t@ RFO interview ny Gal Fidy, tena fitiavan-tena ilay izy ..... resaka intéret perso. hoe niara-nitolona hono izy sy Ra8, promettre azy monts et merveilles hono i Ra8 , dia ho retraite izy ... tohiny
Lejim ( 21/11/2006 01:27)
Nolazain'ny midi teo fa efa maro ireo vahiny hanampy antsika hanaramaso ny fifidianana no tonga! Tena faly be aho nahare izany! Aoka tsy horaisin'ny sasany ho tsy fahaleovan-tena indray izao, satria... tohiny
novalian'i fijo ny 21/11/2006 23:17
bazylou ( 20/11/2006 23:04)
timiste , ra8ista ireto raha tsy lany eo ilay io???? INONA ????... tohiny
novalian'i akama2006 ny 21/11/2006 10:12
petsambava ( 20/11/2006 22:54)
Matetika dia mametraka tsy fidiny MPAMADIKA eo ambony seza ny tolom-bahoaka!. Nihevitra ny vahoaka fa hiova tsara ny fiainana kanefa nony rava ilay fitondràna teo aloha nampijaly dia vao maika mih... tohiny
novalian'i loik ny 21/11/2006 11:42
bazylou ( 20/11/2006 22:53)
nahavita be hono ilay zalahy io fanano izatsy sy zaroa , nefa mba fantatrareo moa firy ny trosa nataony vao nahavita ireo!! ary firy ny 4mi miverina isan'andro ao lareunion kely!! firy ny gasy tsy mah... tohiny
novalian'i kitjo ny 23/11/2006 07:43
bazylou ( 20/11/2006 22:50)
ohatran'ny maizina ihany!! sty mahit alavitra fa ny eo ambany masony ihany no hitany dia rehefa midofotra vao ho e, ndryyyyyy!!!!!!... tohiny
novalian'i hery ny 20/11/2006 23:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.012