Milatsaka ihany milatsaka hatrany!...

1. petsambava ( 20/11/2006 22:54)
Matetika dia mametraka tsy fidiny MPAMADIKA eo ambony seza ny tolom-bahoaka!.

Nihevitra ny vahoaka fa hiova tsara ny fiainana kanefa nony rava ilay fitondràna teo aloha nampijaly dia vao maika miharatsy ary mbola ratsy kokoa aza no eo rehefa vita ny TOLONA!

-Leo ny saribakoly isika dia noravaina ny fitondràn'i dadabe TSIRANANA ka inona no teo?
Nanjakazakain'i DEBA nandritra ny 25 taona,ny vary hiditra any am-bava aza hilaharana @ 3 maraina .RISORISO daholo na ny menaka na ny siramamy na ny savony !...

-Leo an'i deba dia narodana kanefa inona no nentin'ny HERY VELONA? ady seza sy te ho LEADER nefa NUL.Tsy nahatapitra mandat i ZEFA ALBERT fa dia empêché ny niafaràny.

-Dia naverina indray i DEBA adino avokoa ny zava-nisy rehetra hatramin'ireo olona namoy ny ainy toy ny raharaha 10 aogositra. Adino ny tanin'andro sy ny pataloha rovitra teo @ 13 mai.

-Dia naverina indray i DEBA !dia nomena 5 taona ka tsy maintsy nalàna indray niverina nankeny @ 13 mai nandrovitra pataloha sy nitanin'andro!Natao takalon'aina 6 volana be izao ny toe-karena!Maro ny very asa nisy ny maty ifampitadiavana ny lasantsy sy ny gasoil !Sahala @ sardine tsy misy menaka ny olona ao anaty taxi-be...
Tonga indray ity ingahy RAVALOMANANA: MINOA FOTSINY IHANY hoy izy ! hay izy hameno paosy sy hanao izay hampanan-karena ny zanany!
Vao maika nitondra fahantràna sy nampihemotra ny gasy .

TSY MBOLA NISY MPITONDRA MALAGASY NA 1 AZA MBA NISAOTRA NY VAHOAKA MALAGASY REHEFA NAHAZO SEZA FA DIA SAMY MAMENO PAOSY AVOKOA DIA LASA REHEFA VOKY!

Sady efa manitsaka no mbola tsy manao azafady!

POLITICIENS MALGACHES ESPECES D 'IMPOLIS...



novalian'i loik ny 21/11/2006 11:42
2. bazylou ( 20/11/2006 23:06)
ka io anie ilay minoa fotsiny ihany dia feno ny paosiny e!! sady mazoto manompo azy!!
3. hery ( 20/11/2006 23:33)
Zah alou tsy voahitsaka :-)

Sao dia mitomany hatao mbailalana kosa ianareo dia eny antsena no mitsilailay :-)
4. ninonati ( 21/11/2006 00:17)
aza mimenimeny foana eo ty e fa raha zavatra simba no naverina @ toerany maka forme tsara alo vao tafajoro sa ty rehfa avy fanina tonga de mahajoro.... aza mavandy ......:-D:{:-D:-D:-D raha tonga de vokisana be ve ny olna avy kere tsy ho daidra .....:P:P:P tsy manamora ny fiferotan'ainan'ity aho fa zao fotsny zao vao taitra ny mpaboly vary fa hay tena ilaina le izy ka hatramn'ny elakelatrano aza voavoly vary tsy ra8mananista aho fa le raison-nareo tsy dia lozika loatra na nareo tsy monin'eto dago na nareo mijery film fotsny :D:D:D:D
5. Fiffi ( 21/11/2006 07:16)
petsambava:

DIA SAMY MAMENO PAOSY AVOKOA DIA LASA REHEFA VOKY!
ary Ravaolomanana tsy lasa zany koh ! mbola io foana izy hatramin'zao !

(zah koa aloha tsy voahitsaka zany eh!)


6. hermione ( 21/11/2006 09:59)
Raha ohatra ary ka mameno paosy tokoa i Ravalo zany, mba au moins kosa izy zany mametraka foto-drafitrasa sy mahavita zvt ho an'ny fampandrosoana koh.

Contrairement à certains de ses prédecesseurs, il ne se sert pas dans la caisse de l'Etat sady tsy mihinana ny atsemboam-bahoaka kosa e. Zà koa tsy ravalomananiste mais franchement, raha hoe opportuniste izy @ maha homme d'affaires azy,tena manao kosa izy ho an'i Dago e.Ny fomba fitantanany aloha ne peut pas plaire à tt le monde e. Fa na ny fampianarana, na ny lalàna, na ny fahsalamana dia tena nahitanao ezaka mihintsy. Sady raha mijery ny tany mandroso rehetra anie isika, amin'ny saina tsy miangatra, tsy nisy na dia 1 aza nivoaka tao anatin'ny fahantrany tao anaty 5 taona zany.Tsy nisy. Ezaka à long terme ilay izy. Raha matotra tsara ny mpanao politika malagasy dia "en bonne voie" isika izao ary rehefa vita ny mandat faharoa-n'i Ravalomanana dia hanohy izay natombony zay tonga eo.
7. akama2006 ( 21/11/2006 10:22)
hremioon> inona aloha ilay "tena nanao mihinsty ho any madagasikara "???

lalana:ary raha tsy nahazo vola t@bm sy fmi,nahavita inona teo?dependance izany!en + tsy izy no nanomboka ny fitadiavana financement.

fahasalamana: etsy isotry sy ny tanana iva aza tsy misy fitsaboana na ny pitiny aza!ary ny arte nanao reportage 2 herinadroa lasa aza sty nahita izay fahsalamana tsara rindra!efa naontany ny havanao mpakany aminy hopitaly angah aianao io? anontan'io ry zareo dia hitanao ny valinteny hoe ahoan ilay hoe gratuit ny fitsaboana etc...propagandy i rafatsora!

fampianarana: kit scolaire ve,atao inona,sa hoe efa mba nisy izay aza,sa tablier ,izay dons,sa sekoly izay dons sy ao antiny financement bm sy fmi ihany!concretement sty misy e!ireny no tsipy kely satria jereo tsara fotsiny ny ohatra mikasika ilay fandorona ny tsenany anosibe: sady tsy en securité no tsy misy fandaminana mazava fa rehefa may dia mifampiandry eo ,ny fanarenana no atao be lazao nefa afaka taonaxxxx io vao ho vita!satria tsy misy ny vola!tafo kely amboarina etsy aminy pavillon aza firy volana vao vita 8)8)
8. loik ( 21/11/2006 11:42)
AZA MANORATRA LAVABE ZANY NAREO FA TSY VOAVAKY
SORATY FOHY FA MAZAVA ARY MAMPISAINA TSARA ANTSIKA MISAOTRA TOMPOKO!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0614