miakatra ny vidimpiainana, le petit bohnomme R8 no antony?

1. tezitra ( 21/11/2006 12:18)
Ny tena mampiakatra ny vidimpiainana dia io monopolen-dRa8 io,azy ny menaka;azy ny vary;azy izao rehetra izao dia izy no mamaritra ny vidiny

porofo: ny internet sy ny téléphone dia lafo t@ france telecom nanao monopole, 60euro à 40 euro ny forfait; nony tonga ny alice, free, neuf telecom,tele2, nohon'ny degroupage, dia 29euro ny forfait, no sady nisy ny carte prepayéé
TSY ILAINA ECONOMISTE DIA MAHITA AN'izany
TEZERA NEFA AZA MANONTA ARY AZA ATAO TRATRAN'ny 04/12 ny hatezeranao
novalian'i fijo ny 21/11/2006 23:06
2. oufouf ( 21/11/2006 12:24)
mdrrrr , tezitra koa mampmé...
misy rohy mampitohy ny hevitra asehoan' i tezitra sy sareraka ..... mampmé !
mitadiava hevitra é .....samy saina izao ve ary tsy mila économiste ny fampiasana saina !
3. sareraka ( 21/11/2006 12:29)
oufouf:

mdrrrr , tezitra koa mampmé...
misy rohy mampitohy ny hevitra asehoan' i tezitra sy sareraka ..... mampmé !
mitadiava hevitra é .....samy saina izao ve ary tsy mila économiste ny fampiasana saina !



MIHOMEHEZA TSARA fa dia kely sisa no andro ihomehezanao ! ceux qui rigolent va pleurer le lendemain
4. oufouf ( 21/11/2006 12:36)
MIHOMEHEZA TSARA fa dia kely sisa no andro ihomehezanao ! ceux qui rigolent va pleurer le lendemain


proverbe inona indray io ry sareraka ????? chinois ve ? sa camérounais ?
lasa "voyant" tampoka lé sareraka mahitahita marina , tandremo sao lasa "warning" après mdrrrrrr . tandremo ary ny sortie de secours .....
5. oufouf ( 21/11/2006 12:43)
tena tezitra sareraka marina :-D:-D:-D:-D
6. tezitra ( 21/11/2006 12:44)
dia aiza ny hevitrao ra ouf ouf, toa resak'olona no ataon'ise
7. oufouf ( 21/11/2006 12:48)
samy saina izao ve ary tsy mila économiste ny fampiasana saina

tsy mazava ve !
8. sareraka ( 21/11/2006 12:49)
oufouf:

MIHOMEHEZA TSARA fa dia kely sisa no andro ihomehezanao ! ceux qui rigolent va pleurer le lendemain


proverbe inona indray io ry sareraka ????? chinois ve ? sa camérounais ?
lasa "voyant" tampoka lé sareraka mahitahita marina , tandremo sao lasa "warning" après mdrrrrrr . tandremo ary ny sortie de secours .....



INONA KOA IZANY WARNING e sortie de secours tsy misy azoko na 1 aza!
9. oufouf ( 21/11/2006 12:50)
mdrrrrr:-D:-D:-D=))=))=))
10. sareraka ( 21/11/2006 12:57)
oufouf:

mdrrrrr:-D:-D:-D=))=))=))



MIHOMEHY TANY VAKY VE EEE
11. oufouf ( 21/11/2006 12:57)
Ny tena mampiakatra ny vidimpiainana dia io monopolen-dRa8 io,azy ny menaka;azy ny vary;azy izao rehetra izao dia izy no mamaritra ny vidiny

porofo: ny internet sy ny téléphone dia lafo t@ france telecom nanao monopole, 60euro à 40 euro ny forfait; nony tonga ny alice, free, neuf telecom,tele2, nohon'ny degroupage, dia 29euro ny forfait, no sady nisy ny carte prepayéé


tezitra > inn ny comparaison azo atao @ vidin' ny internet free alice sns... sy ny vidin' ny menaka any MADA??????samy hafa ny iray any mada ny iray aty France ary raha aty France ianao ... fantatrao tsara ny système économie aty ...
ampiasao ny saina any dago raha ho any ianao é hihinanana an' i petit bonhomme
12. tezitra ( 21/11/2006 13:04)
ny mot cle raoufouf dia monopole , izay no mampisy ny fampitahana entre france et mcar
raha mividy indray ianao dia monopsone, mbola ampiasaindra8 koa io @ vanille sy ny jirofo
donc monopole d'un côté ary monopsone de l'autre. Pigé?
TEZERA NEFA AZA MANONTA ARY AZA ATAO TRATRAN'ny 04/12 ny hatezeranao
13. oufouf ( 21/11/2006 13:17)
ok é ... mazava anié é ...fa raha tsy misy concurrent .... valable ve ? mba mihetsika é ! mba niala lavitra koa anie izy... tsy hitako ny olana !
14. moi ( 21/11/2006 13:29)
Mba mamokara ary menaka dia amidio amin'ny vidiny takatray e !
Dia aza mivarotra vary mahafaty antoka anareo koa e !
Mivarota vary mora raha mahavita...

Zao izao efa mihena ny vidin-tsolika, mbola tsy midina ihany ny vidin-javatra. Ka i Ra8 ve no mpivarotra sa isika samy isika e ?


15. bazylou ( 21/11/2006 13:32)
hono ho aho fa iza no mpandrindra ny mpivarotra sy ny zavatra varotany!!??? tsy ny fanjakana ve!!!
16. xxx ( 21/11/2006 13:47)
fa lasa capitalisme d'etat zany dago ! odoyé !
17. Samoana ( 21/11/2006 14:34)
Hoy tezitra: "...azy ny menaka;azy ny vary;azy izao rehetra izao dia izy no mamaritra ny vidiny /...nohon'ny degroupage, dia 29euro ny forfait, no sady nisy ny carte prepayéé..."


Efa niresaka euro ihany tezitra: ôtrinona ny vidin'ny menaka eto europa ? 1€30 eo ho eo
Ny vary ? 1€ eo mitovitovy @ qualité vokarin-tsika.
Dia ôtrinona anefa ireo any an-tanàna ? Lafo sa mora kokoa ? Iza no mandoa ny perta ?

18. vahatra22 ( 21/11/2006 16:19)
mety ho marina alo izany tenin' i tezitra izany e! d tsy hay intsony izy ity fa arahana @ onjany eo e!
19. akama2006 ( 21/11/2006 18:42)
samoana> aza miteniteny foana sy mirediredy hoa!

menaka olive no misy 1€30 ,ny vary misy tsara ny 1er prix à 80 cents,ary ny karazana oncle bun's 1kg no 1,80! riz basmati no 1 €,ny riz parfume thai qualite sup no 1 ,10 koa ny kilo !

ary sty mazava mihinsty ilay perta tianao resahina!
ary aza mapitovy zavtra sty misy hitovizana satria ny menaka ny any olona misy karazany maro ankoatra ny mpanao azy maro koa ,fa ny any gasy dia monopolizeny ilay fahavalompirenena avokoa izany,idem mikasika ny siramamy sy ny zavtra ppn rehetra!mbola ho avy koa ny labiera tsy misy alikola dia atao izay tsy hisainy pub mikasika ny labiera!fa angaha ny star labiera no maha betsaka ny accident,ny alicola brut no mahatonga ny accident,ny labiera gasy maivana kely, mitaha ny aminy vazaha,fa dia sesefany i fohy kely (ra8),hevitra taingina ny olona dia atao izay tsy hanaovany star pub intsony,mbola ho avy koa ny hafa ,ny zanany moa dia iny efa nahavita nanova ny panneau de pub ny sasany iny(injet) mba hasolo ny azy!etc.....!

izany ve dia mbola atokisana!tssss:twisted::twisted::twisted:
20. patrick2002 ( 21/11/2006 23:04)
Ny ahy aloha raha hiditra resaka monopole dia cours iray manontolo izany @ economie fa tsy vita ny resaka eto @ dinika .Ary nisy monopole tao Dago hatrizay ohatra: star aiza ny firoborobony ,firy taona io no nanao monopole tao Dago t@ resaka boisson gazeuse, Fa ny ahy ny hitiavako ny monopole ny ra8 dia tsy misy fuite des capitaux ,izany hoe ny tombony azo ao hampiasaina ao dago ihany ary manome asa ny gasy,mampandroso any madagasikara ,ka inona ny olana :roll::roll: raha misy tezitra mahita ny firoborobony Tiko ,izaho kosa mba faly satria misy gasy mavita zavatra , menatra ary izaho hoe tsy mba misy gasy 1, tafiditra ao anatiny milliardaire en dollars $
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453