hono ho aho mba inona no ataonareo

1. bazylou ( 20/11/2006 23:04)
timiste , ra8ista ireto raha tsy lany eo ilay io????
INONA ????
novalian'i akama2006 ny 21/11/2006 10:12
2. hery ( 20/11/2006 23:35)
Ary inona no ataonareo aorian'ny 3 desambra rehefa lany ilay io?
3. kitjo ( 21/11/2006 05:27)
manaja ny safidim-bahoaka izahay k!

zay ange le oe andraso fts ny valim-pifidianana e!
4. Fiffi ( 21/11/2006 07:12)
bazylou:
timiste , ra8ista ireto raha tsy lany eo ilay io????INONA ????
de tahaka ny rehetra hiany ! mahay mihonina !


5. raffah ( 21/11/2006 07:50)
ka rah jerena ny zava-misy de efa mametraka ny strategie ny fangalaram-batony izy e! reny sary @mbs sy tvm (tv everiny fa an'i andahan-dreniny ozy sareraka izay) reny on truquée be fotsiny fa tsy mahazo ol be zany izy. tany maroantsetra, sava ...
ka efa stratégie oa le trucage satria iny no indraindraina eo kay tsisy akor:-D
6. hermione ( 21/11/2006 09:47)
raha ny SAVA sy ny DIANA lazain'i Raffah aloha d sur aho fa tsy truqué zany e.Raffah nga tsy mipetraka eto Dago? Raha tany amin'iny faritra iny ianao talohan'ny 2001 ka miverina any ianao izao dia tsy misy commentaire akory fa miteny ho azy ny zava-bita.
Zà aloha raha nifidy hatr@ zay dia niezaka ho "objective" hatrany. Tsy mifidy @ fo zà fa @ saina. D mandanjalanja logiquement hoe inona no mety ho tsara indrindra ho an'ny firenena. De ttes façon anie misy foana ny points négatifs sy positifs fa tsy misy ny lafatra e fa raha à long terme zany aloha, raha ny hevitro manokana, tsy ampy ny 5 taona, mbola mila dimy tao hafa Ravalomanana.Raha tsy lany moa izy, araka ny voalazan'ny hafa etsy ambony, dia izay safidin'ny besinimaro no hajaina. Saingy toa tsy inoako zany hoe izy tsy lany zany.
7. akama2006 ( 21/11/2006 10:12)
hermion> lany izy ka satria fehziny ho azy daholo ny moyen rehetra,30 million ve ny maka fotoana hiresahana aminy tvm sy rnm ,nefa 5min fotsiny no gratuit hanazavana ny prgramany candidat,izany ve dia mba lozika!raha olona tena mihevitra ny hanome vahana ny hevitra fa tsy vola dia mba misaina mihoatra izay!atao daholo nysakana azo atao rehetra tsy ahafahany candidat hafa miteny!

fa izao no tsarovy,ny ao aoriany 3 dec no tena zava dehibe!8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0536