coup d'intéret de Fidy!
1. oufouf
(
21/11/2006 08:58)
hitako t@ RFO interview ny Gal Fidy, tena fitiavan-tena ilay izy ..... resaka intéret perso.
hoe niara-nitolona hono izy sy Ra8, promettre azy monts et merveilles hono i Ra8 , dia ho retraite izy nefa tsy nahangona tsara , tsy ampy azy ny azony dia izay no mahatonga azy hanao folie!
mampalahelo ! à partir izao ve mety hisy retraite calme intsony !

novalian'i mandrindra ny 22/11/2006 16:31
2. kiali
(
21/11/2006 11:47)
ka zany dôly angeh ry akama reo be menomenona reo an! tsisy oe fitiava-tanindrazana fa le very finanana de manao zao! jereo @ saina tsy miangatra fa ra8 tao antin'ny dimy taona nahavita zavatra betsaka noho i deba efa 30tona teo ampitoerana!
zah tsy oe pro r8 fa iz aloha navita zavatra .
zah tsy oe pro r8 fa iz aloha navita zavatra .
4. vale
(
21/11/2006 11:52)
ny a koa aloha de izy alou izao no hitako fa nahavita koukou noho le raika lah talou e, zay ho avy eo anie tsy hay zay ataony e!! tsy aleo ve hitohy ny asa efa natombony e!!:oops:
5. oufouf
(
21/11/2006 11:59)
vale, kiali izay mintsy anie é , izay miasa ihany anie no be mpanenjika e! "hazo avo alan-drivotra", milahatra menaka sa vary izao ny malagasy....tsy minana ny azo hohanina ve izao.marina fa mafy ny fiainana.. f'angaha ao mada ihany no mafy ... mba tokony hisaina tsara ny tsy misy saina alohan' ny hanakorontana
7. mandrindra
(
21/11/2006 15:06)
oufouf, toa tsy marina ilay hoe izay miasa ihany no be mpanenjika ka. i ratsiraka izao tsy dia hita izay asa nataony fa be ny nanenjika azy an.
9. mandrindra
(
22/11/2006 16:31)
ka i oufouf anie lesty tsy nipréciser an'izay e hoe "ratsy " izay e, zah ve mahita, fa mba hevitra ny ahy e