Politika

bazylou ( 27/11/2006 23:14)
izany hoe 3 des en visioconference izany!!ny ambiny ilaiso ronono aza tsy namely!!beurrrrrrrk na ilay miliardera mpilaiso ronono aza tsary namely !!!!... tohiny
novalian'i madera2 ny 28/11/2006 18:30
bazylou ( 27/11/2006 22:59)
hoy i express no hanatrika ny 3 desambara!! 1000 isaky ny kandida izany!! ka na 1000000000000000000 aza anie ho feno hatrany ny mpangala-ketsa e!! indrindra moa rehefa misy gisa lahy mahavidy port iza... tohiny
bazylou ( 27/11/2006 21:43)
""Campagne - Chassé-croisé Ravalomanana-Roland Ratsiraka à Toamasina La campagne électorale s’anime à Toamasina. Après le passage de l’enfant du pays Roland Ratsiraka, le président-candid... tohiny
novalian'i bazylou ny 28/11/2006 11:54
bazylou ( 27/11/2006 21:34)
avy eo!! tandremo ary sao mandainga fa kobonay foana ny marina an!!... tohiny
bazylou ( 27/11/2006 21:33)
an toerana, ny hany azo ataonareo dia ny mankany amin'ny birao fandatsaham-bato avy dia mijery ny isann'y vato, si non ny manisa mihitsy aza jereo ny an'ny kandida avy!! Raha mety aza dia alaina sary... tohiny
bazylou ( 27/11/2006 21:22)
5 no tena favori ao!! mitombina ny pronostika !... tohiny
novalian'i xxx ny 28/11/2006 02:54
lagoon ( 27/11/2006 18:49)
Fiasco des candidats "satellites" au stade d’Alarobia 27-11-2006 / 16:25 Pour Daniel Rajakoba, Ny Hasina Andriamanjato, Ferdinand Razakarimanana, Philippe Tsiranana, Monja Roindefo et Pety Rakoton... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/11/2006 20:34
ronaldo09 ( 27/11/2006 10:36)
3179 personnes ont voté / 203 "votes blanc" (vides) - Quel est votre candidat favori - Philippe Tsiranana 19 votes ! ( 0.6%) - Pasteur Randrianjoary 13 votes ! ( 0.4%) ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 23:57
ronaldo09 ( 27/11/2006 10:24)
Des 14 partants au scrutin du 3 decembre,5 concurrents se detachent nettement du peloton.Ils forment un quinte favoris! A une semaine du 1er tour du scrutin presidentiel ,cinq candidat... tohiny
xxx ( 27/11/2006 08:18)
herinandro farany omena an' i sareraka 1 na 2 , bazylou , ronaldo09, lechiffre, vetsoko, tezitra hanala mafy dia mafy. alefaso ny tsaho farany aza tratran' ny 04 décembre ! TSY MARINA VE IZANY !... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 28/11/2006 12:45
xxx ( 26/11/2006 12:04)
:)o ry zareo a, ramarobé ny ho fidina ,ny vahoaka samy maka ny tiany dia iza ary hoy nareo no tena mendrika amin'ireo,matoa anié mbola milamina dia noho nympitondra ankehitriny izany e,koa iza ary n... tohiny
novalian'i xxx ny 28/11/2006 17:10
ronaldo09 ( 26/11/2006 10:08)
Tsy hanaiky ho entin'ilery intsony manko ny any @ faritany noho ny toetra tsy mendrika ataony... tohiny
kitjo ( 26/11/2006 06:40)
http://www.tim-madagascar.org/article.php3?id_article=1297 milay kosa an!... tohiny
novalian'i xl ny 01/12/2006 12:25
Robert ( 26/11/2006 04:41)
Résultats de l'élection Les procès-verbaux seront confrontés La Haute cour constitutionnelle (HCC) se veut transparente. Ses membres annoncent leur intention de procéder à la confronta... tohiny
novalian'i Robert ny 27/11/2006 16:51
SARERAKA2 ( 25/11/2006 23:45)
http://www.ambiky.com/img.php HI HI HI ... HA HA HA ... tohiny
bazylou ( 25/11/2006 23:35)
no andevon'ilay 8 nareo!! no midradradradra ianao fa lany 1er tour sy mamim-bahoaka izy io??? sao dia omena vola tsikelikely fotsiny ireny mpijery azy ireny aza ? sahala amin'ny deba ihany e!!... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 27/11/2006 16:25
bazylou ( 25/11/2006 23:32)
anareo mianakavy maty noana ho azy !! dia mbola miantehitra amin'ny hazo boboka ihany!!... tohiny
novalian'i belaza ny 26/11/2006 18:26
SARERAKA2 ( 25/11/2006 23:16)
Raha lany i RAVALOMANANA dia hisy ny greve eny @ 13 mai ....raha tsy lany koa izy dia hisy ny greve eny @ 13 mai ...KA DIA SAMIA MIOMANA E! -LASANTSY 1 LITATRA 50.000FMG -NY GASOIL 40.000FMG -NY... tohiny
novalian'i pimaso ny 30/11/2006 13:21
bazylou ( 25/11/2006 19:19)
izao e:: tena manja be ny mahita ireo tanana lehibe rehetra amin'ny google earth!!! ekeko fa tsy eto no anaovana ity resak ity nefa tena izao ka maharesy lahatra ahy e!! tena hita daholona kamiao man... tohiny
novalian'i bazylou ny 27/11/2006 21:28
akama2006 ( 25/11/2006 19:10)
moxe izay mpanolotsaina sy mpanohana mafy any le8 dia efa kely sisia dia aterina eny aminy 18!efa miakatra any anaty atidohany ilay resaka fihaviana ka na misy dikany nastia dia tsy maintsy midelira f... tohiny
novalian'i kitjo ny 26/11/2006 06:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.2212