ho anareo fanatika sy ireo gasy any

1. bazylou ( 27/11/2006 21:33)
an toerana, ny hany azo ataonareo dia ny mankany amin'ny birao fandatsaham-bato avy dia mijery ny isann'y vato, si non ny manisa mihitsy aza jereo ny an'ny kandida avy!!
Raha mety aza dia alaina sary mihitsy na vide ny fanisana azy!!
SAMI MIPARITAKA ARY AMIN'NY 3 des hariva an!!
répondu par ravatorano le 28/11/2006 05:12
2. ravatorano ( 28/11/2006 05:12)
tsara izay hevitrao izay fa mba tongava mandray anjara fa aza variana miketrika ambava fotsiny e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0506