fa angaha ny pokona rehetra
1. bazylou
(
25/11/2006 23:35)
no andevon'ilay 8 nareo!! no midradradradra ianao fa lany 1er tour sy mamim-bahoaka izy io??? sao dia omena vola tsikelikely fotsiny ireny mpijery azy ireny aza ? sahala amin'ny deba ihany e!!
novalian'i vahatra22 ny 27/11/2006 16:25
3. Masoala
(
26/11/2006 07:34)
Aiza ary ianao zany, ny olona manohatra @izao fotoana anie le olona tsy mahazaka ny miasa vao misakafo e. 8)
4. bahgasy
(
26/11/2006 07:44)
O ry bazyl a! zé tohananao tohanana fa tsy manao film am-pitoerana fotsiny eo e!!
5. ronaldo09
(
26/11/2006 10:06)
Tsy manao film i bazylou fa zavatra marina no teneniny ,ary tsy ny olona tonga mijery propagandy no inona na i Manana Jahavaay t@fotoan'androny ange ka nahavory mihoatra an'ilay mpanjakanareo io(Rafahavalo)
6. xxx
(
26/11/2006 16:31)
ory masoala ny asa atao aza anie tsy misy e , ny olona niasa teo ireny jereonao tsara fa noroahana sy nakatona ny orinasa ,izay olona miova kely ny fianany de henjehina de tonga de any ampoja,ny tsy minakanina miamitombo, ho any mahita asa de ny hoanina anio , tadiavina anio , henjana be anie zany , jereo eny @ ville analakely refa wkends fa feno sipakely mivarotena , na mpianatra io na mpiasa noroahina taloha tany @ orinasa , tsy omenatsiny izy fa tsy mahita atao de lasa manaonao foana , jereo raha tsy nihamaro ny jiolahy mpangalatra sns izany ve de mbola tsy hita taratra hoe mahantra ny olona no fototrizany ,lazaiko anao fa ny any oplona @ zao fotoana izao refa ny PPN no atao farany ambany ny vidiny , sy refa misakafo ny olona dia mangina ny vavany olona ny any olona izao zay ahavoky suy ahavelona ihany e , ok
7. vahatra22
(
27/11/2006 16:25)
rehefa tsy tia nareo d akombony ny vava e! izay zao handany azy! tandremo fotsiny so torana tampoka eo rehefa mivoaka ny valim-pifidianana!
