Mandeha ihany ny resaka eto fa

1. bazylou ( 25/11/2006 19:19)
izao e:: tena manja be ny mahita ireo tanana lehibe rehetra amin'ny google earth!!! ekeko fa tsy eto no anaovana ity resak ity nefa tena izao ka maharesy lahatra ahy e!! tena hita daholona kamiao mandeha na ny trano, sns....
novalian'i bazylou ny 27/11/2006 21:28
2. kitjo ( 25/11/2006 19:23)
mahafinaritra e
sady efa misy le high resolution izao
tena tsy eto marina ry bazyl no tokony misy anty an!
so d tezitra eo ndray njy ra afindran admin io :?
3. bazylou ( 25/11/2006 19:31)
tsy raharahiko na afindrany aza fa izahoaloha efa nahazo e!!
4. kitjo ( 25/11/2006 19:39)
mba milaza fts za sao mifanome tsiny ndray aveo k!
ary aza mba miavonavona otran io moa ry bazyl an
5. Fiffi ( 25/11/2006 20:13)
nefa efa nalefan'i bazyl ao @ heritreritra mandalo koh ity an !
6. hery ( 25/11/2006 21:28)
lolll

Sans rancune fa mba fantatrareo ve ny nampiova tampoka tsy toy ny teo aloha ny hafatra nalefan'i bazylou? :-)
NIala tampoka t@ politika sesilany :-)

Dia ho sanatria ve noho ilay olona 400 hany voaangona? :-p
7. bazylou ( 25/11/2006 23:03)
Mba nojereko ilay antsirabe , ny tanana fahiny fa inona ko ano niova teo!!!?? ts, mbola ireo arabe taloha sy ny tany mena be ihany no teo!! Ilay zaridaina eo amin'ny gara aza toa lasa mena be tsotra izao!!
8. kitjo ( 26/11/2006 06:17)
fa kay vy ndroky avy an-tanana ko yyyyy
jereo aloha oviana ny update @google

ndana mitsy ndroky mody mijery na midira ao @dinika manokana "anay hatrany bira" fa nasiko sary bdb ao d jereo fa sary vao haingana aby!

no comment!
9. kitjo ( 26/11/2006 06:18)
hery> toa otran diso iany pronostic an'i hery ko!

vita iny aloha tsy nahomby taorian'i Fidy, manaraka indray zao
10. ikaretsaka ( 26/11/2006 08:23)
@ io kosa zany afaka jerena live hoe aiza aby ny manao propagandy ny kandidat le.. jerenena ny isany olona...
11. kitjo ( 26/11/2006 14:59)
an3 zavatra tsy a temps reel no ao ko!
12. kelly13 ( 26/11/2006 15:05)
fa misy site iray a temps presk reel hono fa tsy mbola mety hitako! sao misy mahalala?
13. kitjo ( 26/11/2006 15:12)
tena ts haiko akia
ny google toa mai angamba ny last update ao raha tsy diso aho, 2006 aloha e!
14. bazylou ( 27/11/2006 21:28)
Tsy misy ny en temps réel raha tsy manao abonnement spesialy ianao!! ary na ilay temps réel aza misy fahatarana 5 na 10 s eo ilay izy!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0399