Politika

xxx ( 01/12/2006 21:53)
Amiko manokana dia tsy misy hivakiako loha na iza na iza lany eo :efa fantatra fa HAMENO PAOSY sy HAMPITOMBO ny efa anana no tanjona ....... tohiny
novalian'i vahatra22 ny 02/12/2006 14:13
bazylou ( 01/12/2006 21:11)
hoy ny mpisllk isany!! mahagaga an!! nefa ny baolina tsy nisy kiririoka akory!!... tohiny
lechiffre ( 01/12/2006 21:00)
Raha ny fandihihako ny fifidianana indrindra taorian'ny repoblika voalohany dia HALA-BATO tsy roa amantany foana no niseho ! teo ohatra ingahy RATSIRAKA lany efa ho 90% in2 nisesy t@ taona 75 sy 82... tohiny
novalian'i vancleef ny 02/12/2006 11:34
kitjo ( 01/12/2006 15:36)
Mieritreritra aho oe efa tsy tokony propagandy sy fanohanana na fanoherana tsony no horesahina efa fantatra fa ravalo no ho lany, resaka nipoitra tao @ forum manokanay "Anay hatrany Bira" moa iz... tohiny
novalian'i tendry77 ny 07/12/2007 06:10
ronaldo09 ( 01/12/2006 15:21)
Dia miomana zany nareo mpanohana an-dravalo amin'ny mpitsabo fo fa ho be ny tapaka lalan-dra aorian'ny 3 dec.... tohiny
novalian'i xl ny 05/12/2006 11:08
jentilisa ( 01/12/2006 10:40)
Araka ny nampahafantarina ny be sy ny maro dia eny ami'nny kianjaben'i Mahamasina no tontosaina ny faradoboky ny fampielezan-kevitry ny filoha Ravalomanana. Dia ara-bakinteny tokoa ny hoe nangoro-pots... tohiny
tezitra ( 01/12/2006 10:35)
dia aza manantena 4l intsony ( continuons notre chemin): [b]1)Ny any atsimo mandeha sarety(le sud en charette) 2)ny any avaratra mandeha borety(le nord en brouette) 3)ny ao afovoantany kalesy( le... tohiny
novalian'i pakopako ny 02/12/2006 08:47
xxx ( 01/12/2006 06:23)
:*rankizy malagasy o,na avy aiza ianao na avy aiza aoka ho fantatrareo fa ny culture-ntsika gasy no mampiray antsika dia ny teny gasy sy ny magasy antsika iza amin-tsika no afaka hilaza fa tsy gasy nj... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:02
DotMG ( 01/12/2006 05:46)
Tamin'ireny pazzapa 4 ireny dia nisy nanjary olo-malaza be. Ho an'ny mpandinika feo dia tsy alehany hono (sic.) i nedala raha hira no resahina fa ny fihetsiketsehana eo ambony sehatra sy izy hoe mampa... tohiny
novalian'i xxx ny 02/12/2006 00:58
fijo ( 30/11/2006 23:59)
misy namana milaza ato,fa ny mpanohana andravalo,dia manohana azy satria izy avy ao tana.izay fotsiny. -aza hadino ry ise;fa ratsirahonana ny hasina,elie,dia samy avy ao tana,nefa ravalo no tohanana... tohiny
novalian'i Lalah ny 03/12/2006 23:10
rakaroka ( 30/11/2006 22:18)
hoy ity olo-malaza iray monsieur M.... "La politique c'est l'art de faire croire..." hadihadio sy fakafakao!....... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:12
SARERAKA2 ( 30/11/2006 21:35)
DEVELOPPEMENT DURABLE ....sao dia ny mifanohitra no tena izy e? eny re ry TIM isany ô ! http://ilerouge.centerblog.net/34.html... tohiny
novalian'i pakopako ny 02/12/2006 08:39
SARERAKA2 ( 30/11/2006 18:15)
Ho an'izay tsy mahalàla dia rahampitso no fara-doboka eo @ fampihelezan-kevitra ho an'ny kandidà rehetra ka ny an'ingahy RAVALOMANANA dia eny MAHAMASINA.Raha ny zavatra hitako teny dia efa misy olon... tohiny
novalian'i xxx ny 06/12/2006 15:55
tsimatimanota ( 30/11/2006 14:09)
EFA BE LOATRA NY FANENJEHANA NY FAHAMARINANA ARY NY MPANENJIKA TSY HO AO ALOA RAHOVIANA FA AORIANA KOA AZA MANAIKY LEMEN IREO FAHAVALOM PIRENENA INTSONY OMANY NY SAINAO NY TENANAO ATAMBARO NY HER... tohiny
novalian'i besoiiin ny 03/12/2006 07:56
ronaldo09 ( 30/11/2006 08:58)
Nijery ny journal tao amin'ny telesud (Africa)aho omaly ary naseho ny propagandy any dago dia velom-bolo aloha ny tena fa i Rolland Ratsiraka no mitarika sy favoris manaraka azy avy eo i Herizo sy ... tohiny
novalian'i akama2006 ny 03/12/2006 09:30
diamondra27 ( 30/11/2006 08:14)
Tsy niditra teto mihintsy aho raha tsy hoe: mamaly neutre fa izao izany mba hafatro ho anareo rehetra e! Tsy mifidy na politikan'iza na iza fa dia samia manao soa an'i tanindrazantsika e! Ndao hir... tohiny
bazylou ( 29/11/2006 23:34)
fa angaha ny fifidianana gasy mbola mahazo manao propangady ihany 24h alohan'ny hifidianana !? ry tim sy le8 atsy mikasa ny hanao faradoboka be hono ny 2 12 06!! tsy mazava sa ...... tohiny
novalian'i fijo ny 30/11/2006 22:53
SARERAKA2 ( 29/11/2006 18:17)
asa aloha raha hisokatra izy ity caricature nataon'ny namana ELYSE RANARIVELO tao @ EXPRESS na ahoana fa raha tsia dia miangavy izay namana mahay manao azy mbà ho hitan 'izay tsy nahita http://ww... tohiny
novalian'i fijo ny 01/12/2006 23:38
zandrypte ( 29/11/2006 14:55)
mety aminy malagasy ve ny regime itondrana misy eto madagascar . mety amtsika gasy ve ny regime parlemntaire tendreny lalampanorenana nefa dans la realite presidentiel pur et dur de type française .... tohiny
ronaldo09 ( 29/11/2006 11:51)
Tena hita miharihary ry hery fa tena natsangana ity site ho an'ny TIM fa tsy ho an'ny gasy tsotra ,ianao eto dia fatratra ery raha hanohana an-dRavalomanana ,amin'ny maha Web master anao dia tokony h... tohiny
novalian'i DotMG ny 01/12/2006 06:29
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.1497